zao no porofo fa saro-taoatra kely ireto MPANOHITRA ato ireto !!... VANGY=64 points --ny mamaly 6pers .....

1. terrywui ( 31/05/2010 12:35)
Maninona ry lerony raha mitomban-dahy a !...vao petsa kely fotsiny ve ny FIGN defa ny tsy fidirana serasera no ataonlaisany e !!?? ..ny serasera angaha no nampihinana anilisany fa tsy i ZAFERA ???...hon hon hon hon !!..aiza le wawawawawouwouwouw be tsisy farany tato teo ireny e!! hoe hataon'ny FIGN minanenganony lisany TGV ireo androany !!...zao lisany ty lasa PELAKA kely daholo hin hin hin her her her her


anay ny tanana !..mbay tany fa sanana !!!..
novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:53
2. terrysaina ( 31/05/2010 12:59)
izao vita matavy ny mpanao gezty fafy lainga ao radio fahazavana =milay
voatsipotsipona daholo ny dada pasy fopla =milay
lasa raimandreny i president rajoelina =milay
ho gadrainay daholo ny miseho ho mpanohitra eo =milay
fianakams toujours milay =milay
hon hon hon hon =milay
3. terrywui ( 31/05/2010 13:05)
mivoaha elah tao batista fa aza miteritery saina otran'ny tsy pelaka mataotra polisy ao a!....hihihihihih...

Mpanohitra tsy sahy miditra serasera = milay
nivadika pelaka aby izy mianakaby = milay
anjakan'ny TGV ny serasera hatramzao = milay



hon hon hon hin hin hin her her her her = tena milay
4. xxx3 ( 31/05/2010 13:12)
tena efa mitapy mihitsy ialahy rawix ,ialahy daholo no manao an'ireo ps ireo,be mpamangy fotsiny ialahy ry bain fa hitsohan'ny kil an
5. hery ( 31/05/2010 13:18)
tokony ho tonga saina ihany i terrywui hoe Mba misy mamaky ihany ny zavatra soratany fa avy eo tsisy mamaly.

Dieny mbola misy mamaky ny zavatra soratana dia mba asio zavatra azo vakiana e...

Rehefa kelikely nareo ka tsy hisy hamaky intsony e :-)
6. terrywui ( 31/05/2010 13:20)
Marina be le zavatra lazaina sady mitombina loatra de tsy mahita avaly nareo ka !....atsy amin'ny dinika ilany atsy ny tena resaka serieux alefako raha sahy mamaly nareo MPANOHITRA
7. xxx3 ( 31/05/2010 14:06)
mbola tsy azon'ialahy anga ry bain le ohabolan'ny gasy hoe tsy ny adala no adala fa ny mpanadala ny adala,tsy midika akory hoe adala ialahy fa tsy te hiditra lalina ny dinik'ialahy ny olona ,eo @ lisany ny basy dia tadiaviny lisany ho forcena hanaraka lisany dahalo ny olona ,ohatran'izany ihany anie io resaka radomelina hoe RAD n'ny malagasy io ,tsy asiana resaka lava izany f'efa mazava
8. terrywui ( 31/05/2010 14:11)

hin hon hin hon !......"70 VANGY"----nefa 12 no mamaly !...pelaka daholo e!!!!!..
-ka mazava be anie io lety rapika e !--- rehefa tratra amin'ny marina laisany mpanohitra ireo de tsy le hevitra tsony no valiana fa be wawawa amin'ny kiana sisa her her her hon hon hon
9. terrywui ( 31/05/2010 15:03)
120 VANGY ____ 15mamaly dinika !...
-sao de mba azo alefa koa rahery ho hitan'ny vahoaka eto ny anaran'ireo mpamangy tsy mahalala fomba ireo ho hitan'ny oul a !....
10. terrywui ( 31/05/2010 15:21)
11. terrywui ( 31/05/2010 15:47)
12. hery ( 31/05/2010 18:01)
Ohatra fotsiny.

Rehefa sendra mandalo eny Behoririka ianao ka misy an'ilay ramatoa adala mimenomenona mafy iny. Gaga aloha amin'ny voalohany dia mihaino (vangy = +1) dia mahita hoe adala kay dia mandeha fotsiny fa tsy mamaly (valiny = 0)

Atsipy ny teny eny ampon'ny mahalala :-)
13. terrywui ( 31/05/2010 19:55)
o rahery a!..sao de tafaoatra le vava klee...nareo anie tsy mahatanty refa ataonay e !!....ggggrrrrrrrr...!! fangaha raha tsisy ho tenenina nareo de zahay no lazainareo fa midegany leee!!...kiiiii... nareo mitsy no efa lany pasy sy very lalana de ereto ze manjo anareo fa ajanony kely le fanadegana ny bandy fa tena mahalagy be aa....gggggggrrrrr...!!
14. antimpanahy ( 31/05/2010 20:46)
Andriamatoa Hery !


sao dia tsy mety ataonao tompokolahy ny mitsabaka sy mandray ankolafy tokana amin'ny politika ?
ny antony manko tompokolahy dia tsy mifandanja ny Antoko sy ny mpifaninan-keviatra raha mitongilana ianao .
ka tsaratsara angamba raha tsy ijanona neutre ianao tompoko dia ny manao xxx na tsy miditra ato no vahaolana itako mampandeha ny seraseratsika .dia misaotra anao tompoko ary manantena anao izahay mpisera .


misaotra anao tompokolahy
15. hery ( 31/05/2010 21:22)
terrywui> Tsy takatrao indray ny tiako lazaina. Izaho tsy miteny hoe i terrywui no adala, tsy important amiko na adala na tsy adala. Fa hoy aho hoe ny adala koa tsy misy mamaly tsy midika hoe tsy mahasahy mamaly ny olona. Aza terena hamaly izay tsy tiany hovaliana ny mpitsidika.

antimpanahy> Raha sahy dia misehoa aloha :-)
16. antimpanahy ( 31/05/2010 21:44)
Hery ----izaho anaka tsy hifamaly aminao fa anatranatra no ataoko anao hoe tsinjovy koa ireo antoko hafa fa aza mitongilana ianao ,izay ihany anaka ! ny resaka fanaovanao adala olona indray dia anjaranao no mieritreritra anaka na mety izay na tsia .


misaotra anao tompokolahy
17. hery ( 31/05/2010 21:47)
antimpanahy> Maninona aho no voatery hitsinjo ny antoko hafa? Efa betsaka ireo afaka manoratra eto momba ireny :-)

Ny serasera dia tsy an'antoko n'iza n'iza.
Ny serasera dia misokatra ho an'ny antoko rehetra ary INDRINDRA INDRINDRA ireo izay tsy manana antoko.
Ny serasera dia tsy politika fotsiny tsinona.

Fa i Hery dia miteny izay eritreretiny... na mikasika antoko inona izany na mikasika antoko inona. Miteny izay eritreritro hanatsarana an'i Madagasikara koa aho ka tsy ianao no hanampim-bava ahy amin'izany.
18. antimpanahy ( 31/05/2010 22:07)
mialatsiny aminao aho anaka fa tsy izaho mihitsy no hanampimbava anao ato! samy mamoaka izay heviny ato anaka ka sanatria izay hanao izany ,fifanajana sy ny hevitra ary ny politika sy ny fomba fijery samy hafa no ampiadiana ato ka raha misy tsy mifanaraka amin'izay eritreretinao anaka dia aza raisinao ho fahavalo na enjehina ilay mpamoaka hevitra ! ny dinika mampety ny eritreritrao kosa anefa dia azonao valiana tsara nfa tsisy manampim-bava eto fa izay no zava-misy ka raha misy tsy nety ny nambarako teo anaka dia ny teniko no ario fa aza ny tenako !


misaotra anao tompokolahy
19. antimpanahy ( 31/05/2010 22:18)
amin'ny maha-admin na mpiandraikitra anao anaka no hilazako aminao fa ny manao xxx angamba no mety aminao ,torohevitra ihany ny ahy anaka fa raha tsy mety dia tsy misy olana mihitsy ,
ny amin'ilay fanebatebahanao olona ho adala indray dia angamba tsy mety amin'ny maha lehilahy lehibe anao toa izao izany ,raha ireo tovolahy kely ato ireo kosa anefa dia mety aminy ny manao izany , fa aleo ny antsika dia atao resaka mifanaja tsara ihany , sa tsy izany ve tompokolahy ?


misaotra tompoko !
20. hery ( 31/05/2010 22:26)
Misaotra tamin'ny torohevitra. Fa hiteny ihany aho. Ny miteny no fomba hitako hanavotana an'i Madagasikara... ny an'ny sasany basy. Ny hevitra alefako eto dia hevitro sy reo miandrandra ny ara-dalàna saingy tsy mba afaka miteny. Mazava ho azy, tsy hevitry ny serasera satria ianareo koa serasera...


ny amin'ilay fanebatebahanao olona ho adala indray dia angamba tsy mety amin'ny maha lehilahy lehibe anao toa izao izany


Vakio tsara izay nosoratako raha toa misy filazana n'iza n'iza ho adala. Angamba ny fomba fitenin-dRajoelina aloha no mila jerenao kely sy fakafakainao raha fitenin'olon-dehibe na ahoana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0448