zao no porofo fa saro-taoatra kely ireto MPANOHITRA ato ireto !!... VANGY=64 points --ny mamaly 6pers .....
21. antimpanahy
(
31/05/2010 22:38)
misaotra anao tompoko !
-Hatramin'izao angamba tompoko dia mbola President de la republique i Rajoelina ka tsara tsy tevatevaina raha mba azo atao, raha tsy ekenao moa izany dia tsy maninona ,ny hevitra ny antsika roalahy no miady teto ka misaotra anao aho tamin'izay fanazavanao sy hevitra vitsivitsy nalefanao ho ahy izay ,mankasitraka tompokolahy ary mirary anao ahavita soamantsara ny adidy goavana izay ataonao eto amin'ity serasera ity ,sady hiroborobo be anie ny seraseratsika ! tafandria mandry ary tompoko !
misaotra anao tompokolahy !
famille andrywui

22. feticon
(
31/05/2010 22:48)
marary fo eo ianao raha hiady hevitra an'ireo eo ,na ohatra firy omenao azy eo tsy fanatany izany,natao hoan'ny olona misaina ireny fa tsy olona efa tonto sy vendrana
23. hery
(
31/05/2010 22:51)
President de la republique? :-)
Izay mihitsy ilay olana. I Rajoelina tsy mieritreritra ny tenany ho president de la republique fa ny mpanohana azy no manandratra azy ho amin'ny toerana tsy izy. Dia republique fahafiry izany no maha president azy? Toa efa noravana mantsy ny 3° Republique, noravana ny andrim-panjakana voafidim-bahoaka rehetra (solombavam-bahoaka, loholona)... ary miandry ny fananganana ny 4° république isika. Sa io ilay republique andalambe? :-)

24. antimpanahy
(
31/05/2010 23:16)
hay azafady ary Ray Amandrenin'ny Malagasy izy zany raha tsy tianao ilay P de la Republique ,izay koa no efa nataony ! marina ny anao tompokolahy !....
misaotra e
misaotra e
26. feticon
(
01/06/2010 00:28)
ka izay no tsy maha serieux an le zavatra,peta toko.Tsy fanatatra anie hoe firy em repulique marina moa isika ity,fa ny fantatra aloha dia hoe fanjakan'i baroa no misy,samy manao izay ahafenony paosiny ny tsi 1a 1
27. pikatti
(
01/06/2010 06:10)
Rehefa sendra mandalo eny Behoririka ianao ka misy an'ilay ramatoa adala mimenomenona mafy iny. Gaga aloha amin'ny voalohany dia mihaino (vangy = +1) dia mahita hoe adala kay dia mandeha fotsiny fa tsy mamaly (valiny = 0)
Marary fo @ zany eo Rahery a, eo indray lery de nandray antendrony eo dia hiwiwiwi hiwawawawa, tsy rariny etsy rariny e
Fa nisy an'io ve no nampirediredy be an'i terrywui alina e, nataon-dry zalahy tsy hita tablô tatao indray bain a
28. terrywui
(
01/06/2010 08:40)
Ary za tsy tato halina nefa toa notevatevaindrahery be tato kle ?? ....fa aona zao hery ? maninona raha ny oul tato no hiresahanao sy vingavingainao fa tsy izaho tsy tato ? toa terrywui daholo no hi s'adressénao ?
PIKATTI == resaka bandy efa MIDEPR letsy le izy fa ela be aho vao tonga saina de naleoko niala pitsika tsilemilemy fa mapme fotsiny a....
PIKATTI == resaka bandy efa MIDEPR letsy le izy fa ela be aho vao tonga saina de naleoko niala pitsika tsilemilemy fa mapme fotsiny a....
29. bekiraro
(
01/06/2010 09:24)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
30. terrywui
(
01/06/2010 20:05)
Tsy ambany saina otranlah rapika bainn a...elah no diso fanatika loatra ! afaka ampindramiko PA elah raha misy ilanlah azy !..manana 9mm automatique anakiroa ah! tena kozy vrai zany! afaka omeko hindramlah miaraka amn autorisation ny iray raha afaka elah mankaty antrano maka azy! efa natoroko anlah !....
31. pikatti
(
02/06/2010 00:57)
Dingano leisy refa tsy mifanaraka @ lohan'lah rawxi a, elah ve no handany rora eto klé, raha mbola izao no ataon'elah dia ho avy tsy ho ela indray ny lagera , aleo ny omaly ho lasa dia mbanjino ny manaraka , fifanajana no tena ady eo, fa tsy provocation , lazaiko @ elah fa betsa @ ireo bandy ireo no afaka manao an'izao ataon'ialahy izao saingy hitondra inona moa?? te hiseho ve fa mahery ??? tsia ny mifanohitra @izay aza no eritreritrin'ny mpisera
32. terrywui
(
02/06/2010 20:07)
Pikatti !...fa sarotro aminakay leroa hikoragna aminolo fa poatry kara io ay !..ambela fon kara io zahey !..fa nanakay io kony ane koragna mbO ts efa en !...miamby la oaiky fo zaho handigny laolo io ahitany fa nenakay jusk au bou izikoa fa alefa izy !... tournant ndrO ambesako fa tsy manOndry zaho tsy hivolagna koa !..ambilao alefany vavanazy fa pakan'ny anakinazy jiaby donko mahay zaho !!.....
33. bekiraro
(
03/06/2010 01:53)
olona tsisy saina leity ialahy a,tsy mahagaga rapika raha tsy azony ny zavatra tenenina, bandy zefa tsya alehany io ve no miseho bob eto , raha tena mahay politika ialahy tsy ny mpidinika avelively akory no resahina fa ny politika, akombony any ny vavamaimbo fa tssss, amin'ny Alahady ny fotoana
34. bekiraro