REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse

1. vatofototra ( 01/06/2010 09:21)
REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse

- Retrouver l'intégralité sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010 avec débat et analyse
- Vaovao malagasy et journal télévisé 31 mai 2010 disponible


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:40
2. Noue ( 01/06/2010 10:55)


REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse

- Retrouver l'intégralité sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010 avec débat et analyse
- Vaovao malagasy et journal télévisé 31 mai 2010 disponible


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com

misaotra vatofototra aa ! Dia ahoana io nolazain'i sarko io oe l'afrique est l'avenir de l'europe ? zany oe raha azoko tsara ny tiany lazaina dia mbola hitohy hatrany ny françafrique fa tsy hamelany eee ?????
3. pikatti ( 01/06/2010 12:04)
Fini les sombres affaires de la Françafrique, place au commerce et à la prospérité partagée?
… Et, pour la première fois, des chefs d’entreprise, 80 venus de France et 150 d’Afrique, qui donneront une coloration économique à ce rendez- vous. A l’Elysée, on explique qu’il s’agit de développer les relations commerciales entre la France et le continent noir. Ou comment (re) faire des (vraies) affaires avec l’Afrique.
La plupart des acteurs économiques français ne voient plus l’intérét de cette diplomatie incestueuse, quand l’Afrique a intégré les règles de la mondialisation et du multilatéralisme.
L’Afrique a donc profondément changé et la France doit changer sa façon de voir.
4. fijo ( 01/06/2010 19:27)
avelany i afrika ka,fa tsy madagasikara,io kosa tazominy tsara tsy hietsika
5. fijo ( 01/06/2010 19:46)
efa ampiakarina be mihintsy le faladihankiraron'i ra sarkox ,fa mbola kely ihany e
6. AndriambyII ( 02/06/2010 00:13)




REGARDER VIDEO Intégrale sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse

- Retrouver l'intégralité sommet France-Afrique à Nice le 31 mai 2010 avec débat et analyse
- Vaovao malagasy et journal télévisé 31 mai 2010 disponible


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com

misaotra vatofototra aa ! Dia ahoana io nolazain'i sarko io oe l'afrique est l'avenir de l'europe ? zany oe raha azoko tsara ny tiany lazaina dia mbola hitohy hatrany ny françafrique fa tsy hamelany eee ?????

Mazava be f"aza mangetotra ampitoerana ry Noue a ! Mbola hitady ny hanjaka ihany ry le maizina @ corruption machiavelique nandritry ny 50 taona nanomezana fanafahana vonjimaika tsy mahavita taona .Ho raikitra ny 3 éme G raha tsy mipetraka @ toerany i Mada !
Un siege permanent , tsy nofy sanatriavin' izany fa tena izy .Tapitra !!
7. pikatti ( 02/06/2010 00:40)

Mbola hitady ny hanjaka ihany ry le maizina @ corruption machiavelique nandritry ny 50 taona nanomezana fanafahana vonjimaika tsy mahavita taona .

Misy diplomaty Frantsay mihitsy no efa nilaza fa ilain-dry zalahy ny fisian'ny didy jadona ao Afrika , izay ihany no mampiasa an'ireny mba tsy hafahan'ny vahoaka mikotaba , @ izay dia malalaka tsara ny fika ratsiny, tadidio fa ry zalahy no milaza fa izy ny frantsay io izany an, no manao ny beau temps sy ny orana, dia azonao an-tsaina izany Rabilly

efa ampiakarina be mihintsy le faladihankiraron'i ra sarkox ,fa mbola kely ihany e

nabot hoatran'ny Ratsirahonana ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.329