Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81
(
30/05/2010 09:32)
Arahaba tratry ny fetin'ny reny
Miarahaba ny vehivavy rehetra @ izao fetin'ny reny izao!
...
tohiny
novalian'i MialyRajoel ny 30/05/2010 22:17
LazaDaddy
(
30/05/2010 08:37)
Misy dikany ny anarana
Tsy dia hidirako lalina loatra ilay resaka hoe "petit Hitler" iny fa ny zavatra tsapako dia izao:
Ny fihetsiky ny FIS dia tsy mifanalavitra amin'ny fomban'ny "Front Islamique du Salut"...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:36
LazaDaddy
(
30/05/2010 07:21)
mpanohitra inona? mpanohana inona?
Amiko dia tsy Ravalomanana na Rajoelina na Ratsiraka na Ramaroson na Ratsirahonana na Gasy iza na iza no toherina, fa ny hevi-dratsy sy tsy mendrika raiki-tampisaka ao an-dohany sy ao am-pon'izy ireo....
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:19
terrywui
(
29/05/2010 22:58)
tena resaka serieux ho an'ny MPANOHITRA ity ...!!
hono hoa ry reto ....!! inona ndray moa zao no mba fanantenanareo zao ? satria le FIGN nahabe vava be anareo teto teo alou teo reny ity jereo ty niafarany fa nitsefotra ? --tena fanotaniana matotra n...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:04
mpandrindra
(
29/05/2010 22:42)
Soso-kevitra ho an'izay tsy mahita mangirana
Raha ohatra ka misy tsy mazava tsara aminareo dia alefa ao dinika momban'ny serasera,na ao @ dinika soso-kevitra ho hitan'ny be sy maro , misy sasany mantsy tsy miditra politika na finoana, fa ao @ fi...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:02
terrywui
(
29/05/2010 22:24)
ASIO COULEUR IHANY RY ADMIN HANAVAHANA AZY FA MISANGOJINGOJY BENIANY LE KOZY ATO A
Na le hoe rehefa afaka adiny iray de lasa malefaka kokoa le lokony ary afaka adiny dimy de lasa fotsy mitsy!!.... ireny zao tonga de milay e!.... tena noir et blanc be otran'ny FILM CHARLOT zany le at...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:01
cicine
(
29/05/2010 21:21)
tongo kisoa
saika hanontany izay mahalala hoe ahoana no fomba fahandro tsotra indrindra tongo kisoa,
izany hoe raha azo atao dia tsy asiana karazana tongolo na gros oignon na gasy, misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i vale ny 16/07/2010 22:06
bazylou
(
29/05/2010 17:57)
Tgv ihany no ady eo
Rehefa tsy misy sahy hanao aminy dia tsy maintsy anompo azy ihany ny pokona izany. ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:20
rtcflora
(
29/05/2010 16:37)
inn kay no dikany MDR
inn kay no dikany MDR...
tohiny
novalian'i jiolah ny 20/10/2010 12:22
soanja
(
29/05/2010 13:22)
Ireo hevitra xxx
Miala tsiny indrindra raha mety hanahirana ny hevitro. Fa mahatsapa aho fa tsy rariny raha niseho ny xxx satria ireo namana ireo dia nanana tokoa ny zony hanao ny xxx saingy dia amin'izao toa lasa mis...
tohiny
novalian'i mpandrindra ny 09/06/2010 11:54
tsimendrika
(
29/05/2010 07:23)
FIFAMELANA, mety ho azo atao tokoa ve ?
Miarahaba antsika rehetra indray,
Misy ny hetsika ataon'ny olobe amin'izao fotoana izao. Mizotra ho amin'ny FIFAMELANA ve izany sa mankaiza ?
FIFAMELANA eo amin'ny samy malagasy mpifanandrina... Mety...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/05/2010 10:58
TEGEVE
(
29/05/2010 07:08)
VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV
Aleo ny tenako mihitsy no hanao ny fanambarana
Dia lasa lavenona teo izany ny ankolafintsika ,
1/Tonga tato an-tsaiko sy Ratsirahonana fotsiny io, mazàna be ry zalahy ny fitondram-pirenena a, izao ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2010 17:59
rijadolly
(
29/05/2010 03:36)
TSY MISY MOUVANCE RAJOELINA INTSONY HOY IZY.
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io. Ny tsy fantany anefa dia hatsoina amin' anarany ma...
tohiny
novalian'i terrywui ny 31/05/2010 10:32
terrywui
(
28/05/2010 20:46)
salut rahery ! misy kozy kely !
otran'ny tsy pratika tsara oa le famaliana anle dinka fa sao de tokony hazavaina kely za alou tena misangojy be e !ndraindray lasa roa le dinika lasa ! ndraindray mifangaro lasa ny dinikako sy le anla...
tohiny
novalian'i mpandrindra ny 09/06/2010 11:56
fijo
(
28/05/2010 19:41)
hypopo
nilaza ingahy "hypopo"fa tsy mila mankany pretoria intsony,satria la frantsa efa nilaza fa fifidianana haingana no mahamaika."
mazava be izany hoe iz ano mibaiko ao mada...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 19:59
vatofototra
(
28/05/2010 18:39)
REGARDER VIDEO Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice 28 mai 2010
REGARDER VIDEO Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice 28 mai 2010
- Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice et ex...
tohiny
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:27
terrywui
(
28/05/2010 17:17)
MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY
NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY
NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL...
tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:42
terrywui
(
28/05/2010 17:16)
MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY
NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY
NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 28/05/2010 21:51
Noue
(
28/05/2010 17:12)
vol legal milices!!!â€
http://www.youtube.com/watch?v=uhSb20HFmLA&NR=1
[b]zao ve dia mba rariny eee ?????[/b]...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 29/05/2010 07:56
zakilinina
(
28/05/2010 16:24)
Misy ministra tsara ve ao amin'ny Faty ?
Tehefa nijery ireo CV aho dia gagagaga ihany fa ohatra ny misy olona tsara. Manontany tena aho hoe : raha tsara tokoa izy ireo, maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta...
tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:55
