rehefa atao koa ny konty baoritra dia tsy ampy amidin'i tgv amin'ny ariary telo ny prezda soara 3 ambiny. Ny fahendrenareo izao dia anaovy konstity milay be izy. VIVE
ahoana lety rabazylou a!......ary mahery vaika be zany fahatongavanlah ato zany ry bainnn aa!! ....aza mbola latsaina letsy ny mpanohitra aloha fa mbola tsy maina tsara ny ranomasony a!!.....aleo alou ahazo aina tsara vao totofana mafy ndray fa mampalaelo ry lerony !!....hin hon hin hon hin hon