Tgv ihany no ady eo

1. bazylou ( 29/05/2010 17:57)
Rehefa tsy misy sahy hanao aminy dia tsy maintsy anompo azy ihany ny pokona izany.
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:20
2. bazylou ( 29/05/2010 17:58)
rehefa atao koa ny konty baoritra dia tsy ampy amidin'i tgv amin'ny ariary telo ny prezda soara 3 ambiny. Ny fahendrenareo izao dia anaovy konstity milay be izy. VIVE
3. terrywui ( 29/05/2010 22:20)
ahoana lety rabazylou a!......ary mahery vaika be zany fahatongavanlah ato zany ry bainnn aa!! ....aza mbola latsaina letsy ny mpanohitra aloha fa mbola tsy maina tsara ny ranomasony a!!.....aleo alou ahazo aina tsara vao totofana mafy ndray fa mampalaelo ry lerony !!....hin hon hin hon hin hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534