Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
24/05/2010 08:19)
aza mifidy ry gasy lany bala a
Ho avy izao ny fifidianana dia aza mifidy fa mijanona any an trano daholo.
Dia avy eo mivavaha mafy hoe hiova hoazy io magie magie.
Tsy afa miala eo io le8nareo io ary na ny fatiny aza tsy ho tafi...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/05/2010 18:20
AndriambyII
(
23/05/2010 21:56)
La diference % au TGV ,HAT ,GVT ?
Mety hazava @ be sy ny maro ve ?? Rahery , mpiandraikitra tsy ahitana teny intsony , manoloana ny toe-draharaha , vakio ny hetahetan-tsaina mandrangitra ny ao anatinao ao !Mbola intergre moralement sy...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/05/2010 16:14
tsimendrika
(
23/05/2010 15:41)
Fampiasan-kery tsy vaha-olana fa vao mainka manasaro-javatra
Miarahaba daholo e.
Tratry ny Pentekosta jiaby, ary enga anie ka hitondra fiovana amin'ny toe-draharaha ity fety ity, izay nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ireo Apostoly fahizay, araka ny voalazan...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 24/05/2010 16:48
vaovaogasy
(
23/05/2010 15:34)
vaovao antsary
ho anreo liambaovao
http://vaovaogasy.blogspot.com/
mazotoa...
tohiny
novalian'i mpandrindra ny 24/05/2010 16:32
terrywui
(
23/05/2010 13:50)
ITY NO TENA MAHAGAGA EEE.....
rehefa petsa kely ry zalah MPANOHITRA ato amin serasera.org ato remerqué-ko tsara fa tsary misy mety hamaly eto mitsy alou ry zalah fa mihaino ny fanaikitrany any !!!.....nefa anie laisany raha midit...
tohiny
novalian'i terrywui ny 24/05/2010 15:41
terrywui
(
23/05/2010 13:30)
Tsy efa hay ve fa faritra mena ny tanin'ny miaramila e ??..
......Efa itanareo fa nahavoa ny TGV teny A/tsirohitra ny fidiradirampoana eny amin'ny faritry ny tanin'ny miaramila toy ireny !!! de mbola nentina ihany le "mpino" mafana fo hifanehatra amin miaramil...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2010 20:25
a256011
(
23/05/2010 13:30)
NY TENA MPITARIKA
Ny tena mpiatarika dia ny olona vonona ny hanolotra ny ainy noho ny fitiavana ny hafa. Izany hono no mpiandry ONDRY tsara.
Na dia teo anivon'ny basy nipoaka aza ingahy pasteur de tsy nitsoaka mihitsy...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/05/2010 16:03
ramosekely
(
22/05/2010 23:37)
fanontaniana hoan'ireo mpanohana ny HAT
i dago dia isany membre ao anatiny INTERPOL,koa nametraka didy fisamborana an'i r8 any ny HAT ny momba an'iny resaka 7fevrier iny (mandat d'arret international),dia nihevitra ve io minisitry ny fit...
tohiny
novalian'i amfhaja ny 02/07/2010 13:20
zefalahy
(
22/05/2010 22:42)
ranomaso mboay an'i lelison sy zafera nitomany toy ny ankizy
resiko ny FIGN ary tsy nisy saina fotsy tao @ toby tao dia ny calçon fotsy zafera taille XXXXXLLL nihantona tao teo antokotany toby no nataoko solon'ny saina fotsy ,izay no tena nampitomany an'i ...
tohiny
novalian'i koula ny 17/06/2010 18:03
gilpin
(
22/05/2010 22:24)
mitady ny mpiaranianatra tao @ gilpin 1987 3è 3 rasalama
mitady a n' i njaka 3è 3 tao @ colejy salama aho, t@ taona 1987 zahay no niara nianatra teny anjanahary izy no nipetraka ary tianasoa no namanay ,raha mba misy afaka manampy ahy ianareo dia isaorako...
tohiny
novalian'i rales ny 24/06/2012 10:16
vatofototra
(
22/05/2010 18:22)
REGARDER VIDEO Déclaration RANARIVELO Jaona EEM Englican 22
REGARDER VIDEO Déclaration RANARIVELO Jaona EEM Englican 22 mai 2010
- Déclaration RANARIVELO Jaona EEM Englican
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
...
tohiny
novalian'i locl ny 22/05/2010 21:44
vatofototra
(
22/05/2010 16:58)
REGARDER VIDEO Déclaration Lala Rasendrahasina Président FJK
REGARDER VIDEO Déclaration Lala Rasendrahasina Président FJKM 22 mai 2010
- Déclaration Pasteur Lala Rasendrahasina Président Eglise FJKM
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuiteme...
tohiny
ndotofetsy
(
22/05/2010 15:25)
tsy nipôka ny bomba :p
wawawa fotsiny fa tena tsy nahavita le miaramila kely na ravalomanana aza nahatohitra ny miaramilan ny fign kely tsy nahazo fananana
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i koula ny 20/06/2010 16:58
terrywui
(
22/05/2010 13:30)
Aoka ny Pasitera ho any andeglise,ny mpanohitra eny ankianja
fa lasa mifangaro voraka be le kozy eeee!!!......ze an'i kaisara de omeo an'i kaisara !!!! ze an'Andriamanitra de an'Andriamanitra !!! fa tsy ny Sampin'i BALA akory omenlah an'Andriamanitra !! tsssssh...
tohiny
novalian'i terrywui ny 23/05/2010 13:22
savonyvava
(
22/05/2010 10:20)
Mikorontana indray ry FATY isany TSSS!!!
Raha tsy mitsahatry ny mitady ny fomba rehetra hampanekena ny mpitantana ny tetezamita hiverina amin’ny fehin-kevitr’i Maputo sy Addis-Abeba ny GIC sy ny ankolafy pôlitika 3 dia mbola mahasahy ts...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:33
ravatorano
(
22/05/2010 09:41)
MANAZAVA NY JENERALY ZAFERA
Manazava ny Jly Zafera
«Voaroba ny birao rehetra tao amin’ny Fign»
Miverina amin’ny laoniny ny fiainana eny amin’ny tobin’ny Fign eny Fort Duchesne omaly. Efa nody eny an-toerana avokoa ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:35
TEGEVE
(
22/05/2010 08:59)
Ry vahoaka Malagasy
Nandinika ny fandehan-draharam-pirenena foana no nataoko raharaha, ary tsy afaka ny tsy hiteny aho satria;
- tsy araka ny fiheverako fa betsaka ny miaramila no tsy tsy hanaraka baiko hitifitra ny r...
tohiny
novalian'i savonyvava ny 22/05/2010 10:53
rijadolly
(
22/05/2010 05:14)
PASTEUR TINA RANAIVO RIVO
[quote=Sobika.com]0h20 Le pasteur Tina Ranaivo Rivo blessé lors de l'affrontement entre le FIGN et l'Emmo Reg est décédé. Il avait été touché par balle.[/quote] http://www.sobika.com/...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 22/05/2010 05:24
rijadolly
(
22/05/2010 04:58)
PASTEUR TINA RANAIVO RIVO
[quote=Sobika.com]0h20 Le pasteur Tina Ranaivo Rivo blessé lors de l'affrontement entre le FIGN et l'Emmo Reg est décédé. Il avait été touché par balle.[/quote] http://www.sobika.com/...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:45
vitamatavy
(
22/05/2010 04:22)
lasa any la reunion rajoelina sy ny fianakaviany
tsy zakany intsony ny realité misy dia naleony nisitaka aloha,tsy tsaho io fa betsaka no nahita azy teny ivato ,efa miandry confirmation ny rehetra ,raha @ tany hafa dia efa nanao fanambarana ny pre...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 22/05/2010 21:02
