Aoka ny Pasitera ho any andeglise,ny mpanohitra eny ankianja

1. terrywui ( 22/05/2010 13:30)
fa lasa mifangaro voraka be le kozy eeee!!!......ze an'i kaisara de omeo an'i kaisara !!!! ze an'Andriamanitra de an'Andriamanitra !!! fa tsy ny Sampin'i BALA akory omenlah an'Andriamanitra !! tssssshhhh....! manaonao foana ......

------------o lty rabatista a! ka na ny mandalondalo eny am camp miaramila eny fotsiny aza ane ry lety defa tsy azo atao mitsy e ! ny antony : betsaka zavatra mora mipoaka sy saropady eny : ohatra ,grenady , bombe , bala ....ka eny ve ny pokna no entinlah hivavaka leeee....en plus efa kobo be le fika oe fiangonana mpanao politika !!!!! io fika maimbo io mihitsy no efa nitenenana an'i "dada fony fahavelony" hoe aza afangaro ry Marc ny fiangonana sy ny fanjakana a!!! de io mbola tedavin'ny mpiondana , mpanohitra atao io iany !! de inona ny valiny ??? le olona sivily tokony tsy haninona no voatifitra !!!!raha ry zalah samy Bodega ane oa tsy quoi mitsy na ringana tao daolo aza !! fa zao nihena iray ny pasteur FJKM , nihena iray koa ny Mpino , nihena iray FIGN , nihena roa Emmo reg !!! de ahoana ?? ka tsy aleo natao tao ampiangonana ihany le fika maimbo ...!!!!
etsy andaniny ny tena RESY LAVA ...vao mivanany de kobo pan ! pan ! pan !
zao ty "dada Mo" tsy hay ze nanaovan'ny oul azy ,, mety efa nampisotron'ny oul anle fika be lery zay hin hin hin hin !....ny ondry mba nanatena sy niankina tanteraka fo sy fanahy tamindry FIGN ty zao latsaka ankady tanteraka fa ny antanana lasa , ny nenjehina nody rano !.....ny fahadisoam-panantenana etsy andaniny manaikitra isan'andro ! fa lasa ilay nofinofy teo......mampalaelo ahy ndray nareo ry reto aaaa!! kozy e
---ty ndray alou ary hira iray mba hampitonitony ny fo ee!....de aza misosoka alaelo intsony amn Pr Tiana fa vovoka izy de hody vovoka e! miara-miombon'alaelo aminareo ah ry reto aaaa!! sniifff !!! sniffff! sniifff!!.......

http://www.youtube.com/watch?v=u9MSC6NNqms

novalian'i terrywui ny 23/05/2010 13:22
2. Achia ( 22/05/2010 15:02)
Ka hono oa ry ouioui t@ ffkm ny mopera pasitera talohan'ny hanonganan andra8 taiza moa izireo no nanao fivoriana tsy tao @ Mahamasina p de sport nefa natokana ho an'izany ve tao , ary iza moa no nanasa azireo teny @ Mosole tsy ny fign ve koa dia anao ny fandinihana sady ilay olona voatifitra tsy oe bala very fa notofirina nefa tsy manampiadiana
3. Noue ( 22/05/2010 15:33)
marina ny an'i Achia eto eee

tsy ampahafirin'ny nataon'i odon nefa zany eeee nefa mba oe archevéque ?? @ zay koa mbola oe futur cardinal ?????
4. terrysaina ( 22/05/2010 15:39)
resy aloha lisany dia mangina,handihizany ny fianakms ny tanana,natao daholo izay fara herin'lisany fa tsy tafa mihitsy ,izao ny PPN efa ho avy ,ny fitondrana efa hanamboatra vola handoavana ny karamana ny mpiasa ,araka ny voalaza tao @ madagate mantsy dia hoe niakatra 100% ny touriste nandritra ny fitondrana ,efa maro koa ny investisseur vahiny nilaza hoavy,toy ny libianina,arabo ,ny karana pakistané,senegal,gabon
raha mafy lisany ny fifidianana karakarainay io milatsaka dia ho hita eo raha mafy lisany
5. terrysaina ( 22/05/2010 15:44)
tsy mila izany fanampiana avy @ EU izany ny gasy e ,raha mahay ry zalahy ataovy izay hanampiany an'i grece,aiza ka banky ropitra ny fanjakana any fa tsy misy mpividy intsony ny grek(kebab)
6. terrysaina ( 22/05/2010 15:52)
lisany anie tsy misaina mihitsy e,efa nambara anie fa tsy hilatsaka i andry dia mbolamikonetaka ihany ,nefa anie i andry neutre e dia inona no atahorana sa efa zatra ny mangalatra dia tsy mety intsony,tadidio fa i dada anie nangalatra t@ election2006 ?I roindefo no lany dia ireny no atahorana hiseho
7. ndotofetsy ( 22/05/2010 17:15)
tsy ampy moly de natahotra

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. terrysaina ( 22/05/2010 21:06)
ny mpiandry koa anie raha niditra tao @ palais ambohitsorohitra dia nanala ny fanafody napetrak'i dada tao e ,dia ireny osy mainty ireny
9. Scofield007 ( 22/05/2010 21:11)
lisany foza itony mantsy dia mihevitra ny olona vendrana be daholo,i ra8 efa fantany ho lasany mpioko tsy ho ela ny palais ,dia tsy nieritreritra ny haka precaution momba an'io osy mainty io ve izy ka nanala an'izany raha azy marina io,
10. terrysaina ( 22/05/2010 21:18)
adinony dada lesy ny nanala an' le osy mainty an, i andry tsy mpanao cinema izany fa president sincere iny no sady homme de parole,mikatraka mandra kariva ny hampandrosoana an'i madagasikara,
jereo anie t@ ireny fifanaraha fitadiavana vaha olana mikasika an'i madagasikara ireny e,manao chabotage foana ny 3mouvances,ireny resaka baomba artisanaly ireny,ny fitifirana ny cortegen'i president,
11. locl ( 22/05/2010 21:28)
Ataoko agamba ra terry fa raha victoire taminy gasy novonoiny gasy dia tsy menrdika loatra ny galona azonareo, kanefa izao no ataoko anao, aza mandatsa na mihomehy ny amboa mahia, fa ny fiboizany volony avy no tsy zaka, ny tody ange tsy misy e raha mbola miaina amin'ity tany ity.
Fa raha tena izany tokoa ny fisainanao dia mibebaha dieny mbola manana fotoana, fa mino aho fa tsy dia tena ny ai amponao no avoakanao eto fa te hanao ady hevitra, nefa le adihevitra mandratra ny fon'ny olona, indrindra moa raha misy ny havan'io pasitera maty io mamaky ny zavtra nosoratano.
Tsy anjarako ny manome lesona fa isika malagasy tsy miady amimpaty na nisy azy ny tsy fifankazahoana indrindra moa ny mandatsa toy ny nataonao ka dia mahereza e!
Ny aza manody anao ny deuil tsy maintsy hatrehin'ireo havany maty
12. locl ( 22/05/2010 21:45)
ary hianao koa terrywi le pièce maitresse mpanao intox an.
13. terrywui ( 23/05/2010 13:22)
Ataoko agamba ra terry fa raha victoire taminy gasy novonoiny gasy dia tsy menrdika loatra ny galona azonareo, kanefa izao no ataoko anao, aza mandatsa na mihomehy ny amboa mahia, fa ny fiboizany volony avy no tsy zaka, ny tody ange tsy misy e raha mbola miaina amin'ity tany ity.
o ralocl a!!....tody inona ndray ry tony fa io anie ry tazy ka todin'ny fitifiran'i dada ny TGV teo A/tsirohitra ireny ee!!!......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1101