La diference % au TGV ,HAT ,GVT ?

1. AndriambyII ( 23/05/2010 21:56)
Mety hazava @ be sy ny maro ve ?? Rahery , mpiandraikitra tsy ahitana teny intsony , manoloana ny toe-draharaha , vakio ny hetahetan-tsaina mandrangitra ny ao anatinao ao !Mbola intergre moralement sy psychologiquement ve ny toe-tsaina ananan' ny malagasy @ izao vanim-potoana hiainantsika izao ???
novalian'i pikatti ny 24/05/2010 16:14
2. AndriambyII ( 23/05/2010 22:06)
En cliquant sur tes machines à sous d' adsense , tout le monde a contribuer a ton enrichissement personnel d' un côté , mais qu' importe , chacun à son destin , ainsi soit il , fa ny @ raharaha politika kosa , hafa indray izay .Assumation correcte, c' est la regle général en tout sens , tu n' y echappera pas j' en suis certain !! :?:
3. amlewii ( 24/05/2010 06:08)
AndriambyII:

En cliquant sur tes machines à sous d\' adsense , tout le monde a contribuer a ton enrichissement personnel d\' un côté , mais qu\' importe , chacun à son destin , ainsi soit il , fa ny @ raharaha politika kosa , hafa indray izay .Assumation correcte, c\' est la regle général en tout sens , tu n\' y echappera pas j\' en suis certain !! :?:

reglèment de compte ve ty sa sarin\'ady leuleu, d ho sanatria ve nivadika ny mpiandry vavahady ka namela ny fianakam\'s hiditra malalaka eto ka tezitra noho izany ny GTT.
Ny tena loza d raha nisy resaka ara-bola tany ambadika tany, aza hitako anie izany hoe: najedakin\'ny Fanatique ilay mpiandry vavahady satria nandray ny vola be ny dadany hon hon hon... aleo ohatra ny anay ihany klée NY FITIAVANAY NANDRODANA NY JADONA NO NANOSIKA ANAY NANOHANA AN\'i Andry Rajoelina.Zao izahay milamina satria efa niteny NY MAHERINAY FA TSY HIROTSAKA HOFIDIANA, mazava izany hatreto fa NY TSINDRY AZO LENA NAHAZO AZY NO NAHATONGA AZY NITARIKA NY FANDRAVANA NY JADONA.
Miandry ny vao² nareo izahay fa na izany aza d aza ny ORINA no asiana totohondry raha sanatria ka milako ny mpiandry vavahady ianareo fa raha mbola hitombo ny hahabe ny oriny zava-doza hon hon hon hi hi hi....
Ho an\'ny GTT hatreto aloha d mahazo matoky ianareo fa tsy nanome vola ny mpiandry vavahady izahay, ny porofo d tsy mbola afaka miditra eto ny IP ny fianakam\'s, ny ana ity izao d efa fikafika be vao tafiditra...

4. terrywui ( 24/05/2010 15:46)
hoy Andriambill hoe :
Mety hazava @ be sy ny maro ve ?? Rahery , mpiandraikitra tsy ahitana teny intsony , manoloana ny toe-draharaha ,

--inona tsony letsy no ho teneniny eo ry billy a! raha ny hanala IP de talentany fa raha politika alefalefany fahatany any ny azy io hin hin hin hin Ny an'i Vatofototra koa aza no mampime koa !! tsy itanlery tsony ze alefa de lasa video PORNO mamoafady ndray no lasa ni publiény fa tsy le REGARDER VIDEO tsony tao amin FACEBOOK tao hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D
5. ouioui ( 24/05/2010 16:14)
Rahery , mpiandraikitra tsy ahitana teny intsony
fa angaha moa raha nilaza tànao aho fa Doko no mila mikarakara an'ilay AVC niantsoinao vonjy taitra tao iny dia izao no havalinao ahy
6. pikatti ( 24/05/2010 16:14)
Mbola intergre moralement sy psychologiquement ve ny toe-tsaina ananan' ny malagasy @ izao vanim-potoana hiainantsika izao ???

Ny olona @ izao aloha dia simban'ny rabitro daholo e, indrindra moa fa ireto milaza fa mpanohany azy ireto, tsapako t@ dinika alefany eto ihany fa tena tsy ao e, manohana an-jambany fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0894