Ry vahoaka Malagasy
1. TEGEVE
(
22/05/2010 08:59)
Nandinika ny fandehan-draharam-pirenena foana no nataoko raharaha, ary tsy afaka ny tsy hiteny aho satria;
- tsy araka ny fiheverako fa betsaka ny miaramila no tsy tsy hanaraka baiko hitifitra ny rahalahiny FIGN notarihin'i Col Raymond Randrianjafy, hita teo @ fanontaniana napetrak'ilay Col Ravalomanana "iza no sefonareo , dia tsy misy mipoitra", "iza no matahotra aminareo, hatsangano ny tànana","ny miaramila mpitifin-dridrina",
http://www.youtube.com/watch?v=u9WgflBGugw
jerijereo ao fa misy betsaka mifameno ny vaovao nomen'i vatofototra
-ny laingabe nahelin'ny Col tao @ Radio RFI, rah nisy ny maty dia tsy nahita afa tsy iray ihany izy dia ilay miaramila taraiky tao @ toby FIGN ihany, ny laingabe nataoko tao à LCI, lazaindry zalahy fa tsy mitazona ny teniko eo indray aho
http://www.youtube.com/watch?v=ZrtLVt6E_5s
-Fa ny tena loza dia ity Pretoria II sy Nice-FranceAfrique
PretoriaII
Tsy manaiky mihitsy ry zalahy mpamatsy vola raha tsy mankany aho, tsy dia afaka mivoaboaka loatra aloha izao satria mbola mitady fikafika e
Eo ampadinihana an'io mantsy ry zalahy SADEC
Nice-FranceAfrique
Io ny ahy mba nantenaiko mafy ery,rehefa tonga any aho mantsy dia mba makany Paris afaka manontany ny mpanolon-tsainako isan-karazany, sy mikarakara ny fodiako tanteraka

novalian'i savonyvava ny 22/05/2010 10:53
4. savonyvava
(
22/05/2010 10:53)
Mbola hihetsika indray ny mpitondra fivavahana hono ary tsy hanaiky ny hangina manoloana ny devoly lava rambo mpanimba tanindrazana