Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
AndriambyII
(
22/05/2010 02:21)
fitondran-tena mendrika
C'est temps-ci, il apparaît que c'est la lutte contre la corruption qui est dans l'agenda de travail du gouvernement. C'est le moment pour les pays non industrialisés, les pays du Sud plus particu...
tohiny
xxx
(
22/05/2010 02:09)
Aza mitsimpona intsony fa mahaiza mipaingotrôôô !!!!!!!!
Ponk ponk ponk ponk / tac tac tac tac !!! gggzzzzzzzzzzzzzzzz ! ggggzzzzzzzzzzzzzzz !!gzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz !!! mtsaingoka kely kouuuu ééé!! mmssliiiiftrrrr !!mssslifffttttrrr !!!mssssssl...
tohiny
fijo
(
21/05/2010 22:25)
valaka ve??
mba lasa ny saiko hoe "valaka ve" ratsivalaka,fa toa tsy heno intsony,nefa fahiny avo feo ery teny mahamasina sy tsimbazaza???mba aiza iny izao,fa efa mpanohitra toa an'i monja koa???hehehehe polifika...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 22/05/2010 10:04
soanja
(
21/05/2010 19:38)
Mitovy ve ny fitiavako ireto boky ireto?
Eny , mitovy ny fitiavako mamaky ny boky baiboly sy ny boky coran ary ny boky hafa maro milaza finoana sy kolontsaina. Samy mampianatra ary manome anao fahafahana mahalala ny mombamomba ny olombelona ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2010 13:12
ramosekely
(
21/05/2010 17:37)
hafatra hoan'i VATOFOTOTRA,
mahafinaritra aloha le vaovao nalefanao ry vatofototra,za miteny dia pro legaliste mafana fo,nefa somary diso fanantenana kely ihany t@ ireo fil d'information nisy omaly,raha manao propagande nareo ts...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:38
bazylou
(
21/05/2010 16:43)
tsy mbola maharesy e
tsy ampy le fika fa mbola nofa be nareo. le8 aza tsy nahavoa aazy fa niala maina kooo, ze ireny ve?? sssh resa be.
Alefaso indray ny manaraka e.
Aiza io rehefa miditra antsehatra ny rasila frantsay....
tohiny
novalian'i zandikely ny 21/05/2010 23:11
nytaniko
(
21/05/2010 16:06)
Lalana ho an'ny diaspora manangan-javatra any Madagasikara?
Mba mitodika any an-tanindrazana ny saina matetika hoe mba te hividy tany sy hanao trano fa matahotra be ihany @ ity resaka hosoka sy fitaka ity... Mba toroy hevitra ho an'izay efa mba nahavita izany ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/05/2010 17:21
Mirananirina
(
21/05/2010 15:26)
merci vatofototra
misaotra anao manome vaovao isan'andro.Manoatra noho ny tany an' ady Mada marina.Mampalahelo tokoa....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 22/05/2010 10:03
soanja
(
21/05/2010 15:01)
Ny resaka fidarohana vady ao an-tokatrano
Mbola de dia be tokoa ireo lehilahy na vehivavy midaroka sy mamono vady ao Madagasikara. Mino aho fa efa misy tokoa ny lalana manafay ireo olona manao izany toetra ratsy izany saingy vitsy ny olona vo...
tohiny
novalian'i Miguele33 ny 22/06/2010 06:04
ValoRa
(
21/05/2010 12:13)
aza manahy minoa ahy fotsiny ihany
Tena mandreraka be fa tsisy hita lisany, ny mpiandry vavahady nipitsika d mibanaka ny varavaran d manararaotra eto ny fianakam\'s TGV :-D :-D :-D, lany ny vola noraisiko t@ ireo mpanambola america...
tohiny
novalian'i locl ny 21/05/2010 18:22
terrywui
(
21/05/2010 11:13)
GANAGANA NITETY ASA TY LE FIKA NOMANINA MBA HANAO KODETA ..
TAFIDITRA ATO AMIN[u] FORT DSC (FIGN) = SERASERA.ORG[/u] :-D :-D :-D :-D TY NY MIARAMILA A....TSISY HITA TATO ABY RY ZALAH MPANOHITRA FANJAKANA BE TAFONDRO VAVA TATO !!! ASA NA NITAMPIFIPIFY AIZA ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:27
ravatorano
(
21/05/2010 10:53)
FIFAMPITIFIRANA TENY FORT DUCHESNE !
FIFAMPITIFIRANA TENY FORT DUCHESNE
4 no maty : Fis 1, Fign 1, Emmo/Nat 1, sivily 1
Efatra no fantatra fa namoy ny ainy. Zandary avy amin’ny Fign ny iray. Iray hafa zandarin’ny Fis. Miaramilanâ...
tohiny
novalian'i feticon ny 21/05/2010 20:51
amlewii
(
21/05/2010 09:02)
Nankaiza ny olona tety fa mangina ny serasera politika lé.
Mangina be ato zany fa nisy inn lé??? Ny orina ngamba zao vao maika mivonto be lé??? Ny telovolana efa herintaona sy tsy aiko ity ;) D aiza izy izany ry mpaminany sandoka??? D hikozy elah oe tsy mah...
tohiny
novalian'i ramosekely ny 21/05/2010 22:55
amlewii
(
21/05/2010 04:25)
Iny Vola be nao iny oooo
Iny vola be nao iny oooo no nitondra-reo ho eny @ Mausolé :-D :-D :-D
Dadapasy Tiana sy Michael a!!! Tokony mba nokozinareo zahay hoe eny @ Mausolé ny fotoana d tonga masiaka teny izahay fa nare...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:35
fijo
(
20/05/2010 20:10)
frantsay
ary haninona ao mada ireo tafika frantsay nalefa ao????...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:39
AndriambyII
(
20/05/2010 18:51)
Ny fiandaniana sy ny fiankilànana .
Samy tsy manana ny marina , vao maika aza fandaniambola sy fotoana very ny fifandonana raha tsy atsahatra manomboka izao . ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 21/05/2010 11:17
vatofototra
(
20/05/2010 18:30)
REGARDER 8ème image,Interview Pasteur, en live Fil Infos FIG
REGARDER 8ème image,Interview Pasteur, en live Fil Infos FIGN Mausolé 21h15 20 mai 2010
8ème image
- Interview Pasteur
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 21/05/2010 11:55
vatofototra
(
20/05/2010 17:33)
REGARDER 6ème image, en live Fil Infos FIGN Mausolé 20h30 20
REGARDER 6ème image, en live Fil Infos FIGN Mausolé 20h30 20 mai 2010
6ème image
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
novalian'i vatofototra ny 20/05/2010 22:55
vatofototra
(
20/05/2010 17:11)
REGARDER 5ème image de l'intérieur, en live Fil Infos FIGN M
REGARDER 5ème image de l'intérieur, en live Fil Infos FIGN Mausolé 20h 20 mai 2010
5ème image de l'intérieur
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
vatofototra
(
20/05/2010 16:54)
REGARDER 4eme image atsangano ny tanan'izay matahotra, en li
REGARDER 4eme image atsangano ny tanan'izay matahotra, en live Fil Infos FIGN Mausolé 19h 20 mai 2010
4eme image video
"C'est pas un problème, misy matahotra ve nareo, atsangano ny tanan'izay ...
tohiny
