Lalana ho an'ny diaspora manangan-javatra any Madagasikara?

1. nytaniko ( 21/05/2010 16:06)
Mba mitodika any an-tanindrazana ny saina matetika hoe mba te hividy tany sy hanao trano fa matahotra be ihany @ ity resaka hosoka sy fitaka ity... Mba toroy hevitra ho an'izay efa mba nahavita izany dingana izany e!
Misaotra mialoha.
2. diamondra27 ( 29/05/2010 17:21)
ny toro-hevitra hono dia hoe: tsara raha ianao ihany no mikarakara azy fa efa mafy zao ny fiainana ka feno fitaka.
Tsy apetraka aman'olona ny fanaovana trano.
Jerena tsara raha tena izy ny taratasy fa misy ny sasany izany hono tany efa lafo dia mbola amidiny @ olonkafa indray, dia lasa olona maromaro izany no tompon'ilay tany , misy tsy nahazo ny original fa arnake
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4128