merci vatofototra
1. Mirananirina
(
21/05/2010 15:26)
misaotra anao manome vaovao isan'andro.Manoatra noho ny tany an' ady Mada marina.Mampalahelo tokoa.
novalian'i Mirananirina ny 22/05/2010 10:03
2. ValoRa
(
21/05/2010 16:09)
Tonga ato ndray ny malala ndry zalahy refa elaela tsy hita, leo hena kisoa vazaha angaha ka mitady kisoa gasy ndray :-D :-D :-D
3. vatofototra
(
21/05/2010 17:40)
Mirananirina:
misaotra anao manome vaovao isan'andro.Manoatra noho ny tany an' ady Mada marina.Mampalahelo tokoa.
Tsy misy fisaorana Mirananirina,
Ny olona mahazo vaovao no afaka manao famakafakana, ahafahany mandray fanapahan-kevitra.
Ny mampalahelo dia ny fangejana tsy hiteny sy hitondra vaovao, izao indray dia samborina ny mpanao gazety izay mitatitra ny zava-misy. Tsy izy ireo anie no manao ny vaovao, fa izy no mitondra sy manambara izany vaovao izany.
Mety tsy hitovy ny fomba fitanterana ny vaovao, tsy midika izany fa diso ilay vaovao, anjaran'ny tsirairay no mamakafaka mihoatra amin'ny vaovao hafa azony, dia izy no manapa-kevitra farany.
Mankalaza e
Vatofototra
4. 3188
(
21/05/2010 18:28)
salut vatofototra . ary lay t@ jeudi alina sao d mba misy vaovao fa tena mbola tsy naheno mintsy zahay.misotra e! :D :D :D
5. MialyRajoel
(
22/05/2010 09:46)
Ny olona mahazo vaovao no afaka manao famakafakana, ahafahany mandray fanapahan-kevitra.
Ny mampalahelo dia ny fangejana tsy hiteny sy hitondra vaovao, izao indray dia samborina ny mpanao gazety izay mitatitra ny zava-misy. Tsy izy ireo anie no manao ny vaovao, fa izy no mitondra sy manambara izany vaovao izany.
Ka izay mihitsy anie ry vatofototra e, hakatona ny radio fanazavana , gadraina ny mpanao gazety , hampihorohorona ny mpilaza vaovao, nefa ny radio sasany tsy mahazo fampitandremana akory nefa dia hita be izao fa mpiadany sy mamporisika ny miaramila hanaporitra ny vahoaka :!:
Raha mbola misy koa ny fofon'aiko dia manohitra ny tahak'izao aho , na dia vadiko aza izy
Misaotra vatofototra :* :* (l)
6. Mirananirina
(
22/05/2010 10:03)
Tonga ato ndray ny malala ndry zalahy refa elaela tsy hita, leo hena kisoa vazaha angaha ka mitady kisoa gasy ndrayza ary fady kisoa ko hihihi
