GANAGANA NITETY ASA TY LE FIKA NOMANINA MBA HANAO KODETA ..

1. terrywui ( 21/05/2010 11:13)
TAFIDITRA ATO AMIN FORT DSC (FIGN) = SERASERA.ORG :-D :-D :-D :-D TY NY MIARAMILA A....TSISY HITA TATO ABY RY ZALAH MPANOHITRA FANJAKANA BE TAFONDRO VAVA TATO !!! ASA NA NITAMPIFIPIFY AIZA ABY IZY REHETRA ! HATRAMIN'I SEFO RAYMOND SY SEFO HERY ARY ANIE TSARY MISY HITA ABY ZE NALEHANY EEE NY TOBY TY HANDIHIZANDRAWUI WUI SY NY TARINY FA TAFAKATRA ATO FORT DSC NY MIARAMILA HIN HIN HON HON HON HON AKANJO MAINTY ZAIRINA AN (ATAOVY SATIN ) DE ASIVO BOUTON NOIR -----MBA HANAOVANA VELOMAFARANY AN I "DADA MO" ANE ZANY E ! SUR FA TSY MAINTSY HO AMPISOTROINA ANLE FIKA RASENDRAHASINA KOA LEINY ZAO REVO TRATRA EO HON HON HON HON HON
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:27
2. terrywui ( 21/05/2010 11:19)
Ny tena mahagaga anie ray olona de maninnn ary le mpivavaka no entin"dry pasitera eny amin'ny Toby miaramila eny e??? sa tena mbola tsy nanao miaramila mitsy ve ry zalah pasitera reo ka tsy mahalala oe faritra mena refa tany miaramila e !! ireo sivily naratra sy maty mantsy no tena mampalahelo !!
3. vitalkamaoly ( 21/05/2010 11:47)
aiza lety no ahalalan'ny pasitera an'zany a!!! Zeneraly aza lesy teny Ambotsirohitra tsy mahalala hoe zone rouge ny eo ko. Mandroso ihany ry ledoma isany hozy nedala. :@ :@ hon hon hon koff koff
4. 3188 ( 21/05/2010 13:43)
zany no tena miaramila mila miketrika ,fa tsy tonga masiaka otran'ny alika rombotra toy ny an'ny foza.vokisana rongony kely tamy.ny an'ny olona ny atidoha no ampiasaina fa tsy lohandrongony.mazava a! mba bandy ihany tony fa vendra-po tsssss! :-w :-w :-w
5. locl ( 21/05/2010 18:25)
Terrywi: tsy mbola tafavoaka ny ala hianareo fa az misioka,lazon'ady no ady eo, aza mihomehy na amboa mahia FA HIBOIZANY VOLONY
6. fijo ( 21/05/2010 19:29)
efa mahatsapa aloha izao ny TGV sy ny mpomba azy,fa efa misy ny tafika tsy tia azy.izay dia efa zavatra tsara
7. ramosekely ( 21/05/2010 23:02)
terrywui:

Ny tena mahagaga anie ray olona de maninnn ary le mpivavaka no entin"dry pasitera eny amin'ny Toby miaramila eny e??? sa tena mbola tsy nanao miaramila mitsy ve ry zalah pasitera reo ka tsy mahalala oe faritra mena refa tany miaramila e !! ireo sivily naratra sy maty mantsy no tena mampalahelo !!

jereo anie le famadihana resaka e,ohatran'izao foana rehefa miresaka @ olona mpanohana an'io fitondrana io.
=)) =)) =))
8. terrywui ( 22/05/2010 13:27)
o lty rabatista a! ka na ny mandalondalo eny am camp miaramila eny fotsiny aza ane ry lety defa tsy azo atao mitsy e ! ny antony : betsaka zavatra mora mipoaka sy saropady eny : ohatra ,grenady , bombe , bala ....ka eny ve ny pokna no entinlah hivavaka :evil: leeee....en plus efa kobo be le fika oe fiangonana mpanao politika !!!!! io fika maimbo io mihitsy no efa nitenenana an'i "dada fony fahavelony" hoe aza afangaro ry Marc ny fiangonana sy ny fanjakana a!!! de io mbola tedavin'ny mpiondana , mpanohitra atao io iany !! de inona ny valiny ??? le olona sivily tokony tsy haninona no voatifitra !!!!raha ry zalah samy Bodega ane oa tsy quoi mitsy na ringana tao daolo aza !! fa zao nihena iray ny pasteur FJKM , nihena iray koa ny Mpino , nihena iray FIGN , nihena roa Emmo reg !!! de ahoana ?? ka tsy aleo natao tao ampiangonana ihany le fika maimbo ...!!!!
etsy andaniny ny tena RESY LAVA ...vao mivanany de kobo pan ! pan ! pan !
zao ty "dada Mo" tsy hay ze nanaovan'ny oul azy ,, mety efa nampisotron'ny oul anle fika be lery zay hin hin hin hin !....ny ondry mba nanatena sy niankina tanteraka fo sy fanahy tamindry FIGN ty zao latsaka ankady tanteraka fa ny antanana lasa , ny nenjehina nody rano !.....ny fahadisoam-panantenana etsy andaniny manaikitra isan'andro ! fa lasa ilay nofinofy teo......mampalaelo ahy ndray nareo ry reto aaaa!! kozy e
---ty ndray alou ary hira iray mba hampitonitony ny fo ee!....de aza misosoka alaelo intsony amn Pr Tiana fa vovoka izy de hody vovoka e! miara-miombon'alaelo aminareo ah ry reto aaaa!! sniifff !!! sniffff! sniifff!!.......
http://www.youtube.com/watch?v=u9MSC6NNqms
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579