frantsay

1. fijo ( 20/05/2010 20:10)
ary haninona ao mada ireo tafika frantsay nalefa ao????
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:39
2. locl ( 20/05/2010 20:58)
hanampy ny foza orana e! Dia ohatry ny tranga tany Rwanda mihintsy le ataondry zareo.
3. zefalahy ( 20/05/2010 20:58)
hanampy ny capsat re rafijo an hihihji
4. fijo ( 20/05/2010 21:11)
hummmm ,de hikaroka ilay kolonely raymond indray izany izao no kilalao manaraka???
5. AndriambyII ( 20/05/2010 21:37)
O rey olona a !! hiomehezan' ny firenena sasany fotsiny anie isika @ ity tsy fahaizana mamaha ny olana mipetraka isanandro @ firenena ity é !! tsy misy afatsy ny fifamonoana ve no vahaolana ??? :oops:
6. 3188 ( 21/05/2010 00:32)
ny foza orana ve ahay hamaha olana e!ny havana any dago no mampalahelo fa ny aty moa haninona, de mba alefaso ihany ny tohiny omaly alina mba hijerenay vao2 e!thanks
7. rijadolly ( 21/05/2010 03:14)
Ontsa anao aho ry FIRENEKO. :cry: :cry:

Tonga hanameloka ny andaniny sy ny ankilany izireo, ary hirehareha fa izireo no afaka handamina an' GASIKARA. Vitany ny mandamina satria ny olony no manakorotana ny MARINA. Azony indray ilay hoe nahavita i renimalala, mila doka avy amin' ireo mijaly, izay leon' fiafina, izay tsy an' asa, izay kely karama, izay voagejan' ireo olona nanao tsinotsinona ny MARINA.

MIFOAZA RY GASY.
Anao ny TANY, Anao ny HARENA ao, Anao ny FAHASOAVANA ao, politika ahazoan' Frantsay ireo ny zava- niseho hatr' izay,

TOKANA NY FAHAVALO DIA NY POLITIKA FRANTSAY.
8. falyfenosoa ( 21/05/2010 04:43)
Mahavariana fa ny malagasy mipetraka any Frantsa ihany no tsy tia frantsay.
Ho ahy rehefa tsy tiako dia tsy miara-mipetraka aminy aho.
Hoy ny fitenenana izay: Ny hava-tiana tsy iaraha-monina.
Mahavariana ianareo vazaha an-taratasy, mihambo tsy tia vary mohaka fa mahalany sosoa iray vilany, angaha tsy ianareo ireo no taranaky ny PADESM ka nihazakazaka nitady zom-pirenena Frantsay? sady nivarotra an'i Madagasikara t@ 1947?
Ry mpihatsaravelatsihy, aleo mangina toy izay hiteniteny foana, manana ny fisainany izahay aty an-tanindrazana, fa raha sahy modia aty fa tsy any no mitabataba.
Ny MARINA TSY MBA MATY.
9. terrywui ( 21/05/2010 11:04)
Le legionnaires reo letsy handamina an'ity ady an,trano ty a! aiza ko no hisy miaramila iray Toby hanohitra fanjkana zany !
10. locl ( 21/05/2010 18:23)
Fa raha ovina le lavanify iny ho avy aty hanaovana azy
11. fijo ( 21/05/2010 19:39)
fa ngah ry be saina ,rehefa mipetraka aminn'y tanyiray ,di avoatery handoalika aminy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3923