Ny fiandaniana sy ny fiankilànana .

1. AndriambyII ( 20/05/2010 18:51)
Samy tsy manana ny marina , vao maika aza fandaniambola sy fotoana very ny fifandonana raha tsy atsahatra manomboka izao .
novalian'i terrywui ny 21/05/2010 11:17
2. fijo ( 20/05/2010 18:53)
ka misy tsy mety midinika anie e
3. AndriambyII ( 20/05/2010 22:33)
Manala baraka ilay fisehoan-javatra raFijo fa tsy afenina aa!!Tena mampisitri-belona mihintsy indraindray !! sssshhhh :idea: :idea:
4. rijadolly ( 21/05/2010 03:58)
In ary ny fika ry AndriambyII a! sItomina amin' vozon' ankanjony ve ohatran' ireny anaovana ny pastera rehetra ireny mba hifanaraka?
5. rijadolly ( 21/05/2010 04:08)
In ary ny fika ry AndriambyII a! sItomina amin' vozon' ankanjony ve ohatran' ireny anaovana ny pastera rehetra ireny mba hifanaraka?
6. falyfenosoa ( 21/05/2010 05:23)
Iza no rangory fototry ny afo? Moa ve tena manana ny fahamarinana tokoa ireo mpitondra fivavahana ireo? Tadidio fa Jesoa ange ka nampijaliana nokapohina, nofantsihina fa tsy mba namaly na indray mandeha aza e, hoy Jesoa: Ray ô! Esory amiko ity kapoaka mangidy ity nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao fa ny anao.
7. terrywui ( 21/05/2010 11:17)
In ary ny fika ry AndriambyII a! sItomina amin' vozon' ankanjony ve ohatran' ireny anaovana ny pastera rehetra ireny mba hifanaraka?
NY VAVA BE FANAONLAH TATO AMIN SERASERA.ORG TATO IANY NO MAHATONGA ANIRENY ....RAHA TSY MANOMPA OLONA SY MANAO TENY MAMOAFADY LAVA AMIN PS FOPLA TATO ELAH ANGAHA NISY IRENY :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0687