Nankaiza ny olona tety fa mangina ny serasera politika lé.
1. amlewii
(
21/05/2010 09:02)
Mangina be ato zany fa nisy inn lé??? Ny orina ngamba zao vao maika mivonto be lé??? Ny telovolana efa herintaona sy tsy aiko ity ;) D aiza izy izany ry mpaminany sandoka??? D hikozy elah oe tsy mahazo réconnaissance internationale ny fianakam\'s??? Marina izany fa hatreto aloha d TSY IZAHAY NO NANOME 3.000.000 $ an le maizina iny hanakorontanana ny tanana??? efa vita hira less a: Iny vola be anao iny oooo no nitondra an\'ireo eny @ Mausolée, Nandainga i dadapasy Tiana sy Michael tsy nilaza ny toerana hanaovana fivavahana ka niparitaka ny ondry hany ka las vitsy anisa no tonga fa tsy toa ilay t@ 07 Fevrier 2009, zao resy ny zanaka amanjafy notarihan\'ny Raymond Andrianjafy, d inn ndray paika manaraka, ny mpamatsy vola an\'i dada (lobby) efa manomboka mangataka konty @ i dada oe rahoviana ihany izahay no afaka handray ny tany namidanlah taminay fa elah ity toa ohatrany hivaly @ lah ny nataonlah an\'i le Jamba & Bado (J&B), le jamba mantsy d tsy afaka mody depuis 2002 fa any Neuilly sa mère any hi hi hi (Milay ilay film iny an) le Bado moa d efa tratran\'ny retour d\'âge ka miteniteny fona sisa!!! Niavaka ny vary sy ny tsiparifary less ry mpiandry vavahady a!!!!
novalian'i ramosekely ny 21/05/2010 22:55
2. terrywui
(
21/05/2010 10:45)
Tapitra ny tantara !!....rava teo ilay fanatenana kely mba nianteherana !
-ranomaso tsy latsaka ny an'ny mpisera .org tarihindrahery !
-nitodian'ny IP ko nopehan' elah ,elah rahery zay !
-zao efa malaza be eran'ny tanana fa "ho traingorina "isantrano atao sarika ampandriana ireo "mpikomy am fanjakana " sy mpanohitra ny fitondrana "
-very hevitra ny mpampihorohoro sy mpanohitra ....
farany : aona tsara letsy le fika rabazylou le fika IP fa tsy mety tafa zaako a !
farany tena farany : samia manjaitra akanjo mainty ,misy bouton noir daholo isika mpisera .org fa tonga ny fara-andronareo !

3. ravatorano
(
21/05/2010 10:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
faranandro amin'ny ahoana azany ?
ry raymond sy ny tropiny ve no tsy mahomby ny ny mpisera no ataoanreo mitsamy safobemantsina kle :�)
fa aiza wa ny mpitandron'ny filamina miaro ny vahoaka sy ny fananay reefa tafihan'ny dahalo ny tanan iray any ambatofiandraha na ambatomifanongoa any e
sa raha resaka idiran ny polifika dia raim kely defa mivaly sy atao ny action
tdy vao izao aloha izany fa hatramin izay dia toy izany foana
rahoviana ihany ny mpitondra fanjakana eto no tena hahatsapa ny tena fahorian'ny vahoaka entiny
:?: :?: :?: :?:

4. terrywui
(
21/05/2010 11:01)
ka iny raymondkely iny anie sisa ravatorano nomba fanantenana kely teto ambonin"ny tany ! nefa ary zao ry lerony hono any anaty fisokon'i Pere Pedro no midasika !!
---mangina ny serasera.org e! ranomaso ny an'i PIKATTI sy ny miaramilany fa very andry iankinana ! :-D :-D

5. ramosekely
(
21/05/2010 22:55)
on a perdu la bataille mais pas la guerre
efa mazava anie fa tsy tafavoaka mihitsy radomelina e ,mbola misy ihany no mieritreritra hoe hanao election sy ny sisa , ra wiwi aza moa dia nihevitra mafy ery hoe ho vita io election io t@ 20 mars t@ izany fotoana izany ,sa izahay no mety diso niteny mialaoha hoe tsy ho vita izany ny election eto ,dia mbola ho diso ve izahay raha hiteny hoe i radomelina io tsy ahazo reconnaissance international dia mihongana ho azy fa tsy misy vola, sa hiteny indray ny foza lohamorona hoe hoavy eo PPN ny arabie ny mpamatsy vola tailandezy sy ny vidina air force one2,mba alefaso lavitra le saina e