tsy mbola maharesy e
1. bazylou
(
21/05/2010 16:43)
tsy ampy le fika fa mbola nofa be nareo. le8 aza tsy nahavoa aazy fa niala maina kooo, ze ireny ve?? sssh resa be.
Alefaso indray ny manaraka e.
Aiza io rehefa miditra antsehatra ny rasila frantsay.
:-D :-D :-D :-D :-D
Alefaso indray ny manaraka e.
Aiza io rehefa miditra antsehatra ny rasila frantsay.
:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i zandikely ny 21/05/2010 23:11
2. bazylou
(
21/05/2010 16:46)
hitanareo izany ,,,na misy mihetsika aza tsy misy te hanohy fa sao dia dangy ery.
Dia tsy maintsy tgv foan ano eo baba.
vive tgv, gasy maty noana lany bala beuurrrk
Dia tsy maintsy tgv foan ano eo baba.
vive tgv, gasy maty noana lany bala beuurrrk
3. zefalahy
(
21/05/2010 17:09)
ialahy aza manambany gasy ry bazylou an ,henonay anie ialahy fa milahatra sakafo eny resto du coeur ,soupe populaire eo @ izany gare du nord izany hono e,nefa na izany aza akama ihany ialahy na dia voan'ny alzaimera aza
4. zandikely
(
21/05/2010 18:15)
Fa ny tena tsy manana hazondamosina dia ireto PASITERA SANDOKA ireto.
Nanomboka oviana moa no lasa Fiangonana ny any Fort Duchene sy Mosole.
Ireny tena Pasitera Sandoka, tsy misy ilana azy mihitsy, mitondra olona ho ratraina sy ho vonoina any.
Nanomboka oviana moa no lasa Fiangonana ny any Fort Duchene sy Mosole.
Ireny tena Pasitera Sandoka, tsy misy ilana azy mihitsy, mitondra olona ho ratraina sy ho vonoina any.
5. 3188
(
21/05/2010 18:21)
ka raha miala eo tsinona i foza de tsis tsony ilay vary am le clou fividianan-ndry bazylou kou.sady lery io zao mety le olona be moltra be ireny fa toa b taimbaka b =)) =)) =))
6. locl
(
21/05/2010 18:27)
Fa tena hita koa fa tsy mpiditra fiangonana zandikely, fa tsy hainy akory hoe iza ireny Pasitera ireny, ny rambonao sy ny tandrokao sisa hamapanirina
7. xxx3
(
21/05/2010 19:16)
zandikely anie locl mpanao ody gasy e ,tsy mpino tahaka an'i zafera mpanao afera iny,
8. fijo
(
21/05/2010 19:26)
tsy fahotana ry zalahy ny tsy finoana an.aza hafangaro ny firehan apolitika sy ny finoana.
za izao mitovy firehan apolitika aminareo nefa kosa tsy mino toa an'i zafera.izay tsy hankasitrahako
za izao mitovy firehan apolitika aminareo nefa kosa tsy mino toa an'i zafera.izay tsy hankasitrahako
10. fijo
(
21/05/2010 22:28)
hihihi aleo hazava ka;
tsy mpino aho,nefa malahelo ilay pasitera maty,nefa kosa tsy malahelo ny nahazo an'i zafera tao an toby.tsara hoazy izay
tsy mpino aho,nefa malahelo ilay pasitera maty,nefa kosa tsy malahelo ny nahazo an'i zafera tao an toby.tsara hoazy izay
11. zandikely
(
21/05/2010 23:11)
Je m'en fiche de votre religion, opium de peuple, je cois en moi-méme.
La religion est invintée par des hommes, je ne suis méme pas sûr si Dieu existe vraiment. S'il existe, il ne sera certainement pas présent à Mosolé.
Dieu est mort ! Les pasteurs l'ont tué
Vive l'homme
La religion est invintée par des hommes, je ne suis méme pas sûr si Dieu existe vraiment. S'il existe, il ne sera certainement pas présent à Mosolé.
Dieu est mort ! Les pasteurs l'ont tué
Vive l'homme
