Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 28/05/2010 14:51)
Mandra-pihaona chrome
Hatramin'ny nivoahan'ny [url=http://www.google.com/chrome/]Google Chrome[/url] dia nazoto be mihitsy aho nampiasa azy io satria malaky sady maivana. Vetivety dia misokatra ny pejy jerena ary tsy tapat... tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 06:22
tsimatimanota ( 28/05/2010 14:08)
palais antsonjombe
ho faly ny 4 mi fa hisy toerana honenana... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:34
hery ( 28/05/2010 10:15)
Nohavaozina ny dinika serasera
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ity takelaka ity. Fanavaozana anatiny goavana ihany no natao satria ny milina ampiasaina mihitsy no nosoloina. [b]Inona ny zava-baovao?[/b] [list] [*] Tsy misy din... tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2010 11:09
AndriambyII ( 28/05/2010 08:25)
Alefaso ny vaovao ry vaovao malagasy a!
Miandry an' ilay master ny olona ry vaovao malagasy fa aza ampiandrasana ela a! Ampidiro @ site sy blog rehetra mikitika ny Malagasy eran-tany ilay resaka !... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:18
bor2lais ( 28/05/2010 08:10)
Tsy misy takona izay tsy aseho !
Misaotra ny admin nanome endrika vao² ity sehatra ity ! Misy fanamarihana kely fotsiny : toa pejy 1 ihany isaky ny lohateny no azo vakina (fa tsy izy rehetra), izany hoe tsy misokatra daholo ny v... tohiny
novalian'i hery ny 01/06/2010 06:53
soanja ( 28/05/2010 07:33)
Inona no atao hoe Vangy?
Handramatra ve sa hitrongy? ... tohiny
novalian'i hery ny 30/05/2010 20:23
niryna ( 28/05/2010 03:45)
Inona no zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana any ivelany any?
Ho anareo rehetra mipetraka any ivelan'i gasikara ,misy zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana ve indraindray ? Ohatra hoe ny fanaovana fotoan-gasy na efa aty an-dafy aza Na hoe koa ilay fanarian... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 18:12
rijadolly ( 28/05/2010 03:15)
Nicolas Sarkozy : Evasif sur le retour de Ravalomanana "MIDI"
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/home/1-politique/2134-nicolas-sarkozy--evasif-sur-le-retour-de-ravalomanana ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2010 18:00
niryna ( 28/05/2010 02:30)
Lesona azo hianarana ao amin'ny Joba
Rehefa mamaky ny baiboly ao amin'ny tantaran'i Joba isika dia tena maro ny zavatra azo alaina ary am-piharina amin'ny fiainana. Na dia tsy misy angamba raha olombelona nijaly toa an'i Joba kanefa nome... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:19
niryna ( 28/05/2010 02:18)
Iza no mora manao accident be indrindra
Raha maka tanora hatramin'ny telompolo taona isika ary maka ny olona mihoatra ny 65 taona Iza no mety manao accident be indrindra ? ... tohiny
novalian'i tess ny 09/06/2010 05:44
ndotofetsy ( 27/05/2010 20:07)
tetra eny antsonjobe ahafahan i dj miasa indray
http://www.youtube.com/watch?v=2nu3UXZz9wc&playnext_from=TL&videos=4MBB0HnnV6Y :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i 3188 ny 28/05/2010 13:03
vatofototra ( 27/05/2010 20:07)
REGARDER VIDEO Journalistes -Tonton Ambroise au Tribunal
REGARDER VIDEO Journalistes Fahazavana - Tonton Ambroise au tribunal 27 mai 2010 - La honte de la République dans un pays dit démocratique, journalistes et politicien en prison - no comment ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:28
ValoRa ( 27/05/2010 17:08)
loza ny mianjy anjy momo kely mba marina
Selon [b]les termes des articles 87 à 101 du Code pénal[/b], Raymond Andrianjafy et consorts risqueraient fort la peine de mort au prétoire de la Cour criminelle ordinaire. En effet, [b]si l’on n... tohiny
novalian'i 3188 ny 28/05/2010 13:51
pikatti ( 27/05/2010 16:13)
FranceAfrique (tohiny...)
Raha nitsangana na raha natsangana tokoa moa io fikambanana io t@ andron'ny Gel De Gaulle dia mba hitsetsefana ny fananan'y Afrikanina satria teo anivon'ny fahasahiranana i Lafrantsa, niampy CFA ( Col... tohiny
novalian'i hery ny 31/05/2010 04:44
TEGEVE ( 27/05/2010 12:17)
Hahemotra ny dialogue national fa aleo aloha hirevy e
Misy angamba hilaza aminareo hoe io indray ilay fotoan-gasy , nilaza t@nareo mantsy aho ny 12 mey fa hiroso @izany isika, Misy koa angamba hilaza aminareo hoe , io indray ilay tenin-dehilahy sarim... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:36
LazaDaddy ( 27/05/2010 09:24)
Ho an'ny be rehareha amin'ny "air france" (ho any nice?) LOL
Arahabaina manokana ianareo rehetra be rehareha mandeha "air france" fa nahazo ny laharana faharoa ny "air france" ... avy any amin'ny farany (manarakaraka ny aeroflot). http://www.smh.com.au/trave... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 20:07
shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Soirée Karaoké ao le "TANDEM" Antsahavola
Manao ahona daholo. Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola. Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary ... tohiny
novalian'i shanyah ny 23/06/2010 13:15
shanyah ( 27/05/2010 08:32)
Soirée Karaoké ao le
Manao ahona daholo. Le Tandem dia "restaurant Karaoké" vao nisokatra ao Antsahavola. Isaky ny Zoma hariva sy Asabotsy dia misy soirée Karaoké ao, manomboka amin'ny 6 ora hariva eo refa zoma ary ... tohiny
novalian'i mihamina ny 01/06/2010 17:56
tsimendrika ( 27/05/2010 05:03)
Hafatra ho an'i amlewii
amlewii, Miarahaba anao indray. Nisy dinika lavalava ihany nalefanao ery ambany, ka mahafaly ahy ny mamaly azy, ary mangataka ny rehetra haneho ny fomba fijeriny koa. Tsoriko fa tena mahaliana ahy... tohiny
bekiraro ( 26/05/2010 22:40)
FIGN suite
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/photosarticle/270510une.jpg[/img] [quote]des bruits circulent depuis hier selon lesquels des chefs militaires de la HAT s'opposeraient à l'incarcÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1606