tetra eny antsonjobe ahafahan i dj miasa indray
1. ndotofetsy
(
27/05/2010 20:07)
http://www.youtube.com/watch?v=2nu3UXZz9wc&playnext_from=TL&videos=4MBB0HnnV6Y
:^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^)
novalian'i 3188 ny 28/05/2010 13:03
2. terrysaina
(
27/05/2010 20:38)
izany ahay mba misy zavatra vita fa tsy faly mitsikera ny fitondrana fotsiny ireto zanak'i dada ireto,mbola eo hanomanana ny projet auto route mampitohy ny ambatobe sy iavoloha mahazo an ambohitsorohitra ,hon hon hon hon
3. fijo
(
27/05/2010 20:42)
ka tena hoatao io,sa dia resabe toa ny mahazatra indray???ny anay anie rah amahavita dia ekenay e.
4. esserra
(
27/05/2010 22:19)
25.000 places, 700 places pour voitures, dans 6mois :-D :-D :-D :-D raha tsy vendrana ny olona koa hanaovana resak'etotra, aza mba tgv ihany hoa
6. ouioui
(
28/05/2010 11:50)
Tsy ho vita ao anaty enim-bolana kosa io e, hangalatra simenotra sy fitaovana samihafa daholo indray ary izao no mahamaika ny sasany
Famirapiratana fotsiny io, ny dikany dia hoe izahay hanao zavatra manjabe fa miaraha aminay putschiste
Famirapiratana fotsiny io, ny dikany dia hoe izahay hanao zavatra manjabe fa miaraha aminay putschiste
7. 3188
(
28/05/2010 13:03)
dia angalatra ciment aiza indray marina leaza.sa ho robaina ndray ny holcim sns...
