palais antsonjombe
1. tsimatimanota
(
28/05/2010 14:08)
ho faly ny 4 mi fa hisy toerana honenana
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:34
3. tsimatimanota
(
28/05/2010 14:57)
ny fifalian ny 4 mi izany tsy mba antson'ny fo?
aza manavakavaka kosa e!
pere pedro no maitre d'oeuvre ao
ha ha ha
aza manavakavaka kosa e!
pere pedro no maitre d'oeuvre ao
ha ha ha
4. zakilinina
(
28/05/2010 16:21)
Nisy nilaza tatsy ambadika fa ny fanamboarana fonja izao no tena maika satria ampitomboina andro aman'alina ireo voafonja. Aiza ny zon'olombelona ? Tsy fotoana fanaovana teatra mihitsy izao.
5. fijo
(
28/05/2010 19:33)
avelao kosa izy mba hanao izay vitany,de hiala tsy misy zavabita eo ve?????
6. pikatti
(
28/05/2010 20:34)
Nisy nilaza tatsy ambadika fa ny fanamboarana fonja izao no tena maika satria ampitomboina andro aman'alina ireo voafonja. Aiza ny zon'olombelona ? Tsy fotoana fanaovana teatra mihitsy izao.
Ka raha @ izao ritma izao kosa aloha dia ho be ihany any e, ary lasa anti-HAT daholo ny any Tsiafahy sy Antanimora
avelao kosa izy mba hanao izay vitany,de hiala tsy misy zavabita eo ve?????
Tsara ny zava-bita mahasoa ny firenena sy ny Malagasy , izay dakôro @ toi aho , fa tsy azo atao ela loatra koa ny ataony eo satria ny fanimbana no betsaka nohon'y zava-bita, angamba 80% ny teo aloha no potika daholo , ny toe-karena , ny fanabeazana, ny tontolo iainana, sns...
