FIGN suite
1. bekiraro
(
26/05/2010 22:40)

des bruits circulent depuis hier selon lesquels des chefs militaires de la HAT s'opposeraient à l'incarcération à Antanimora ou à Tsiafahy, du Col Raymond Randrianjafy. D'après nos sources, ces chefs militaires auraient soumis au premier ministre de la HAT, Camille Vital, une proposition selon laquelle cet officier de la Gendarmerie devrait étre jugé par le tribunal militaire et que le jeter en prison serait loin de résoudre les problèmes au sein des forces armées. Ces chefs militaires finalement soucieux de la cohésion, auraient proposé que le Col Raymond Randrianjafy soit placé en résidence surveillée.Midi
novalian'i fijo ny 27/05/2010 20:25
2. bekiraro
(
26/05/2010 22:42)
Na hirotaka na hizara fa tsy mijanona ny betroka miaramila fa vao maika homa-miadana
3. tsimendrika
(
27/05/2010 05:09)
A mon avis, selon les idées que j'ai lancé un jour "Fampiasan-kery tsy vaha-olana fa vao mainka manasaro-javatra", je voudrais la confirmer en ce moment.
N'oublie pas les amis que la repression et la reprimande ne résout pas ce problème.
Bonne continuation.
ILAY TSY MENDRIKA
N'oublie pas les amis que la repression et la reprimande ne résout pas ce problème.
Bonne continuation.
ILAY TSY MENDRIKA
4. Hagg
(
27/05/2010 07:29)
Izaho koa dia miombonkevitra amin'izany. Raharaha miaramila anatiny io satria tao anaty caserne no niseho ny tantara ary miaramila no voarohirohy na dia nisy sivily voa aza. Raharaham-piarovana foana izany.
Ary amin'ny maha raharaha miaramila azy dia tsy tokony hojerena fotsiny hoe nisy iny zavatra iny fa tokony hadihadiana ny antony rehetra sy ny zava-nitranga rehetra. Tsy mitovy amin'ny raharaha criminel rehetra iny fa izany hoe ry Col Ravalomanana ny tsy ampy fandinihina loatra fa te hitondra ny lohany amzay itiavany azy.
Nisy ny fahadisoana angamba fa nisy koa ny fahadisoana hafa izay nitarika azy iny. Ny fisehoany no samy manana ny azy ary ny tsy fandraisana andraikitry ny manampahefana no nihitatra. Ary mbola hihitatra foana rehefa tsy hay ny manandray andraikitra amin'ny fotoana ilana azy.

5. Vahoaka
(
27/05/2010 12:24)
Ary mbola hihitatra foana rehefa tsy hay ny manandray andraikitra amin'ny fotoana ilana azy.
Izay indrindra tsy misy hiaritra trefla lava eto fa efa ampy izay ny fanandredrony ny vahoaka izay :twisted: :twisted: :twisted:
6. tsimendrika
(
27/05/2010 13:12)
Hagg,
Izay ilay fijery samihafa sy tsy mitovy izay mihintsy ry Hagg no tena mbola olana ankehitriny, satria raha misy hevitra vohizin'ny ankolafy iray, dia iny no itompoana sy tohanana mafy.
Ny tsara anefa, ny fahitako azy, dia tokony hanana fijery mivelatra tsara ny rehetra amin'izay dia hisy ny hevitra hitoviana amin'ny farany. Sa ahoana hoy ianareo ?
Hoy ilay fiteny izay hoe : "Fifamenoana ao anatin'ny fahasamihafana" (Compémentarité dans la diversité). Tsy mety ve raha jerena kokoa izay ?
Mirary soa e.

7. vitalkamaoly
(
27/05/2010 13:20)
hanimba ny fihinanana mihitsiny le r8nandra kolonely iny kle.May te hisondrotra jeneraly zao fona nedala de manao kitoatoa diplomasia. Efa hoe avotsory any le momo fa ahitan-doza eo mbola molamola ihany nedala :evil: :evil:
8. pikatti
(
27/05/2010 17:27)
Tsy mitovy amin'ny raharaha criminel rehetra iny fa izany hoe ry Col Ravalomanana ny tsy ampy fandinihina loatra fa te hitondra ny lohany amzay itiavany azy.
izay mihitsy ,misy mampifangaro be mantsy ny momban'ny resaka droit commun sy sivily ny rasily sns ...