Nicolas Sarkozy : Evasif sur le retour de Ravalomanana "MIDI"

1. rijadolly ( 28/05/2010 03:15)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/home/1-politique/2134-nicolas-sarkozy--evasif-sur-le-retour-de-ravalomanana
novalian'i bazylou ny 29/05/2010 18:00
2. pikatti ( 28/05/2010 19:35)
Ireny anie rija le hoe politien polititienne , hiondikonina eo fotsiny ny fanontaniana handaniany fotoana fa tsy misy valiny mazava
Ny tena nahazo tahamaina aloha dia i Rajoelina satria naniry mafy ery lery ny ho any dia natao haingana ery ilay nangatahan'ny Frantsay , sainga araka ny mahazatra dia tsy misy izy samy izy ihany hany ka tsy nisy valiny afa tsy ny hatezeran'ny SADEC ary niforin-drambo avy hatrany ry lerony fa naleony namoy ny zanaka adala toy izay handrora miantsilany
3. AmiralHypopo ( 28/05/2010 21:26)
Sefobenay tsy azonareo @ izany fanontaniana feno fandrimpadrika izany ry tsamy a
4. pikatti ( 29/05/2010 10:49)
Politicien politicienne io papa a, tsy hainao fa fitaovana anie ny nanaovany an'i Rajoelina eo , ny hasaropiarony @ tetika fihinanany ihany no mahatonga ny Frantsa manao @ fomba rehetra ny tsy hiverenan'ny Ravalomanana
Lesona azontsika tsoahina dia ny hoe jereo lavidavitra kokoa ny fifanarahana @ndry zareo
5. bazylou ( 29/05/2010 18:00)
ireny soavaly efa maty ireny koa no tadiavindry dolindolin taingenana kle, tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407