loza ny mianjy anjy momo kely mba marina

1. ValoRa ( 27/05/2010 17:08)
Selon les termes des articles 87 à 101 du Code pénal, Raymond Andrianjafy et consorts risqueraient fort la peine de mort au prétoire de la Cour criminelle ordinaire. En effet, si l’on ne se réfère qu’à l’article 92 de ce Code pénal, les choses sont claires quant à l’application éventuelle de cette peine capitale : « seront punis de mort, ceux qui auront levé ou fait lever des troupes armées, engagé ou enrôlé, fait engager ou enrôler des soldats ou leur auront fourni ou procuré des armes ou munitions, sans ordre ou autorisation du pouvoir légitime ». Jeudi 20 mai dernier, le Lieutenant – Colonel Raymond Andrianjafy a fait lever des troupes armées, sans ordre ni autorisation du pouvoir transitoire, dans le but clair d’attenter à la sûreté intérieure de l’Etat.

fa d otsina lotsa ny vola azondreo leuleu
répondu par 3188 le 28/05/2010 13:51
2. Toumba ( 27/05/2010 17:16)
araka ny fanadihadiana misy dia hoe 50.000fmg /j no azon'ireo FIGN nanomboka t@ volana Mai ,
3. pikatti ( 27/05/2010 17:24)
Selon les termes des articles 87 à 101 du Code pénal, Raymond Andrianjafy et consorts risqueraient fort la peine de mort au prétoire de la Cour criminelle ordinaire

Miaramila leisy ry zalahy fa tsy olon-tsotra, koa maninona raha tsy code du commerce ,code de travail efa eto ihany ialahy , tribonaly miaramila no mety @ io ry lery a,
Ary sao ialahy mihevitra fa hangina ny olona satria hampitahorana ny olona
4. fijo ( 27/05/2010 19:56)
ary maninona moa io andin'ndalana io ,rah asady ampiharina amin'i raymond no ampiharina amindry sarlakely sy ny cemgam koa e???toa mitovy ihany nyzavatra nataon'izy ireo rah aeo amin'ny sehatra lalana no jerena ko.
rah any lalana mantsy ,rah azavatra roa mitovy ,dia mitovy koa ny sazy azo.ka manantena fampiharana ny lalana isika e
5. terrysaina ( 27/05/2010 20:02)
marina izany zokibe fijo an ,samy zavatra nitovy ihany ny nataon'i hitler sy stalline fa i hitler namaono tena ary stalline kosa mort naturel
6. fijo ( 27/05/2010 20:13)
teo indray tsy nisy fitsarana ka
7. terrysaina ( 27/05/2010 20:40)
mmmh hay marina moa :roll: :roll: :roll:
8. fijo ( 27/05/2010 20:44)
raha samy notsaraina,nitovy ny vokany.aza hadino,fa staline anie ka mpamaky banky fony tanora e,vao miha manampy trotraka ny sazy ngamba
9. rijadolly ( 28/05/2010 03:11)
ary dia lasa koa ny sainakeliko eo amin' zavara nataon' Ravalomanana sy Ratsiraka, ilay sazy io, iry ve hatahorana fa iry tsy hatahorana intsony nefa lazaina fa samy Mpamono olona.
10. 3188 ( 28/05/2010 13:51)
underline text ary ny zavatra ataon'ny FAT @zao ngah tsy mba mahalasa ny saikelinao.ny an'i ra8 alou normal ny azy .tadidio fa ambohitsiroitra anie zone rouge e!enao mijabaka no adala, ary taiza ko no nisy maty ankoatran'ny teo ambohitsiroitra ? ny an'ny tgv no aripaka daolo na aiza na aiza.mandiniha kely vao miteny fa aza manaratsy be fahatany fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494