Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsimendrika, milahatra araka ny daty
tsimendrika
(
29/05/2010 07:23)
FIFAMELANA, mety ho azo atao tokoa ve ?
Miarahaba antsika rehetra indray,
Misy ny hetsika ataon'ny olobe amin'izao fotoana izao. Mizotra ho amin'ny FIFAMELANA ve izany sa mankaiza ?
FIFAMELANA eo amin'ny samy malagasy mpifanandrina... Mety...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/05/2010 10:58
tsimendrika
(
27/05/2010 05:03)
Hafatra ho an'i amlewii
amlewii,
Miarahaba anao indray. Nisy dinika lavalava ihany nalefanao ery ambany, ka mahafaly ahy ny mamaly azy, ary mangataka ny rehetra haneho ny fomba fijeriny koa.
Tsoriko fa tena mahaliana ahy...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 28/05/2010 10:38
tsimendrika
(
26/05/2010 15:01)
Nahazo volabe tamin'ny Sinoa ny Tetezamita.
Ry namana hajaina,
Salama aby e !
Raha vakiantsika ny voalazan'ny Gazety Express androany dia misy vaovao mahaliana nambarany tao mikasika ilay fitrandrahana vy any Soalala.
Ny fahitako azy ...
tohiny
novalian'i ziva6 ny 26/05/2010 21:01
tsimendrika
(
23/05/2010 15:41)
Fampiasan-kery tsy vaha-olana fa vao mainka manasaro-javatra
Miarahaba daholo e.
Tratry ny Pentekosta jiaby, ary enga anie ka hitondra fiovana amin'ny toe-draharaha ity fety ity, izay nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ireo Apostoly fahizay, araka ny voalazan...
tohiny
novalian'i tsimendrika ny 24/05/2010 16:48
