REGARDER VIDEO Journalistes -Tonton Ambroise au Tribunal

1. vatofototra ( 27/05/2010 20:07)
REGARDER VIDEO Journalistes Fahazavana - Tonton Ambroise au tribunal 27 mai 2010

- La honte de la République dans un pays dit démocratique, journalistes et politicien en prison - no comment


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:28
2. fijo ( 27/05/2010 20:23)
ary voa mafy koa tonton tao izany an.hummmm
3. terrysaina ( 27/05/2010 20:40)
ka io anie le efa tenenina rafijo e ,efa hita fa resy mbola manohitra ihany ny garde du corps vaotany kely ireny ,izao no vokany
4. fijo ( 27/05/2010 20:43)
nasianareo mafy loatra kosa lery ko
5. esserra ( 27/05/2010 22:21)
Ahoana aloha fa toa tsy heno mihitsy ny sazy nahazo an'ireo milisy ramaroson :?: ny sazy nahazo ny capsat , tokony makany Tsiafahy koa izany ireny ,nahoana no FIGN ihany???
6. pikatti ( 28/05/2010 20:28)
Ahoana hoy ry zalahy FATY raha Ramaroson no voadaroka ??? ary naninona koa moa ilay iny no tsy niseho haino aman-jery manazava ny zavatra niseho sa matahotra !!! mba omeo fanasàna ao iny ry Onitiana Realy a, mba hita eo izay afitsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1001