hafatra hoan'i VATOFOTOTRA,
1. ramosekely
(
21/05/2010 17:37)
mahafinaritra aloha le vaovao nalefanao ry vatofototra,za miteny dia pro legaliste mafana fo,nefa somary diso fanantenana kely ihany t@ ireo fil d'information nisy omaly,raha manao propagande nareo tsy dia problem loatra,mba hampisy motivation an'ireo olona hanampy ny FIGN,nefa anie tsy ny gasy rehetra no manana internet ,misy ireo olona aty ivelany madagasikara manana havana manaraka akaiky ny vaovao alefanareo ,diso fanantenana izahay satria raha ny vaovao nalefanao no jerena dia resin'i FIGN ny FIS sy EMMOREG ary tena mahatsikaiky sady nahadiso fanantenana anay dia ny filaza na hoe efa manampy ny FIGN ny 1er RFI sy sy gendarme sasany
fanontaniana mipetraka hoe moa ve ny vaovao alefanao mba verifier vao alefa sa mijery ny vaovao alefan'ireo pro 8 etsy sy ero
misaotra betsaka indrindra

répondu par terrywui le 22/05/2010 13:38
2. vatofototra
(
21/05/2010 17:49)
ramosekely >
Misaotra anao tsy misorona satria ny toy ny ataonao izao no androsoana.
Mikasika ny vaovao nalefanay omaly dia samy manana ny fomba nandraisany azy ny tsirairay izay ara-dalàna izany satria samy manana ny fomba fijeriny sy ny vaovao hafa eo ampelatanany.
Ny vaovao alefanay dia ezahanay foana ny manamarina azy satria saro-pady ny mamahan-dalitra ny olona manara-baovao.
Raha ny mikasika manokana ny RFI nolazainao, dia mbola manamafy izahay fa tonga teny izy ireo, izahay kosa tsy nilaza ary tsy afaka hilaza na andray basy izy ka hitifitra hanampy ny FIGN, fa ny zava-misy dia izy no nanao ny exfiltration ireo namany FIGN,
Inona ny anton'izay mission izay, tsy anjaranay indray izay.
Mankasitraka e, ny filazana ataonareo toy izao ihany koa no hanampy anay hatrany anatsaranay ny fomba fiasanay
Vatofototra

3. ramosekely
(
21/05/2010 17:52)
isany mba ilana fanazavana avy aminao raha possible indrindra ny source
13h35 :
- Le 1er RFI et la RAS viennent d'arriver sur Fort Duchesne en renfort pour le FIGN
16h :
- Echange de coup de feu actuellement à Fort Duchesne
- Commandant Luc et les régiments RFI avec Bani arrivés sur le lieu pour appuyer FIGN
- La garnison de Miarinarivo vient d'arriver pour porter main forte au FIGN
- Le colonel Raymond, contrairement au info véhiculé par le Colonel Ravalomanana n'a aucunement l'intention de se rendre
- Immense foule arrive de plus en plus à fort Duchesne
ra ireo kosa ve ry vatofototra no jerenay aty lavitra be aty tsy mba hiteny izahay hoe ho tonga ihany ny fandresena ,saingy indrisy deception no hita

4. vatofototra
(
21/05/2010 17:57)
ekena ny teninao, fa aza adino fa niteny nivantana tamin'ny radio anie ny col raymond, nilaza io teniny io.
Mikasika ny source aloha dia tsy afaka miteny izany izahay, satria saropady izany.
Ny tsy nolazainay hanampy an'io izao dia niandry jonction teo ampasapito ireo garnison hafa fa nofoanan'izy ireo ilay hetsika satria ho rà mandriaka be.
Jereo fotsiny fa basy 20 fotsiny anie no najanon'izy ireo tao e.
Raha nandinika ianao dia nanana 4x4 maromaro izy ireo, dia basy 20 ve dia dia tsy omby fiara ??

5. Picassi
(
21/05/2010 18:04)
raha marina io tenin'i vatofototra io,dia mahagaga ihany le toe tsaintsika gasy
fort Duchesne encerlé avec 600hommes,dia @ fomba ahoana no ahatongavany renfort hanampy an'i FIGN ,sa ve rehefa tonga ny 1er RFI dia nilaza t@ EMMOREG sy ny FIS hoe azafady ry zalahy fa handeha hanampy ny FIGN fa mba OMEO LALANA :-D :-D :-D

6. vatofototra
(
21/05/2010 18:07)
raha mijery ny sary isika dia tsy nisy encerclement izany, fa avy aty ambany Antanimora ihany no niakatra ny fis sy ny emmoreg.
Tsy nisy avy aty ankatso, ampasapito, betongolo...
Nody avy aiza daholo ary ilay vahoaka marobe teo, nidina ny Antanimora ve ??

7. vatofototra
(
21/05/2010 18:10)
dia lalàna taiza ihany koa no nivoahan'ireo miaramila FIGN, avec plusieurs 4x4 en plus et armement.
Dia mihevitra ve ianareo fa camp de force d'intervention izany dia grenady telo sy basy 20 fotsiny

8. ramosekely
(
21/05/2010 18:18)
merci ry vatofototra fa manomboka mazava le izy ,farany
La nuit commence à tomber, comme l'eau et l'électricité ont été coupés, alors la FIGN s'est déplacée avec leur armement et laisser vide le camp sans reddition ni fuite
nisy feo mandeha be any hoe tratra i colonel raymond ,misy milaza fa any @ camps militaire neutre ,mbola mety hitohy ve izao resaka izao selon votre information ?

9. ValoRa
(
21/05/2010 18:18)
ho ahy ValoRa ndray d afa-po tsara t@ vaovao nomen\'ny Vatofasika satria betsaka t@ ireo be antitra GTT no nampitombo ny fanodin\'ny tension androany maraina satria raha namaky ny vaovao nomen\'i Vatofasika izy ireo omaly d velompanantenana fa ho tafa ihany satria tonga nanampy i Luc (mba omeo anagramme oe raha misy mahay), androany anefa d diso fanantenana ry zareo satria voasambotra i Raymond, ka amiko d tsy tokony omena tsiny i Vatofasika fa tokony ampirisihana aza mba hanome max d\'intox amizay ny fianakam\'s TGV kivy mijery anle fil d\'info fa ny lagaliste faly d rahampitso maraina anefa ny fianakam\'s TGV no mameno ny FORT-serasera fa ny LAGALISTE marary an-doha rehefa mahalala ny marina tsy azo afeninana
:-D :-D :-D
PS: Vatofasika a: Aza afangaro ny libérté d\'expression sy ny désinformation izay mitarika ny anarchie.
Momba ny Radio Fahamaizinana d tsotra ny nataony INCITATION à La Haine dans un but de provoquer une désobéissance civile.
Mba fantatr\'i Vatofasika ve fa t@ andron-Dravalomanana tsy azo natao ny namory vahoaka eny @ kianja tsy mitafo, vakio daholo ny ttsy nalefan\'i Professeur Babakool ho an\'i ramose Ravalomanana raha misy lainga ndray ny lazaiko. D inn ny fika nataon\'i Bob Sinclar le Dj io raha tsy kopy Vatofasika, ny fika d tsotra satria tsy afaka mamory vahoaka d mody natao hoe FITOKANANA NY KIANJA NY DEMOKRASIA d tsy nahita fika hisakanana an\'izay i ramose d izay no nahafahan\'ny olona nidina andalambe, intélligent ihany le Dj an, tsy tahaka an\'ilay laitier
:-D :-D

10. locl
(
21/05/2010 18:20)
Aza lany andro mifamaly fa sarotra ny mifehy ny information amin'ny zavatra toy ireny, isaorana Vatofototra taminy fizarana vaovao.
Raha ohatra ka misy olona mahita hafa dia alefaso eto koa hiara-mijery e!
Ny maha-maika izao dia hoe ahoana ny fomba hanampiana ny olona any Dago mba hiadivana amin'ireto Devoly HAt ireto.

11. vatofototra
(
21/05/2010 18:29)
ramosekely>
farany, nahoana no ampitoviana lanja izao ny désobéissance nataon'ny capsat tamin'ity fiandohan'ity krizy ity sy ny zava-misy FIGN omaly ?
ka mipetraka amin'izao ny fanotaniana hoe, nahoana no tsy saziana mitovy amin'ny FIGN ny nataon'i Cd Charles sy Lylison et Noel mianakavy.
Angamba raha tsy misy vesatra ilay omaly, tsy misy hanao fifandanjana.
Ny hilaza hoe hitohy na tsy hitohy, tsy anjaranay izay. Fa mipetraka fotsiny ny fanontaniana
Mankasitraka hatrany e

12. ramosekely
(
21/05/2010 18:30)
marina izany locl an aleo ho be loha ihany i petit hitler io ,tsy nisy mafy ohatrany saddam fa aiza no nihafarany ? ary fitondrana io tsy aharitra ela izany ,ny miaramila nokaramainy ihany no hamita azy
13. rijadolly
(
21/05/2010 18:33)
Misaotra amin' ilay ady hevitra matotra, Torohevitro fotsiny dia tsy mety ary tsy tokony atao ny mijery vaovao n' site iray eny ny mihaino radio iray koa raha tena tia TANINDRAZANA IANAO, satria tsy ary hitovy ny hitan' tsirairay, ary dia afaka manao analyse tsara ianao, Tsy miteny aho akory hoe diso ny vaovao an' Vatofototra, fa ny fahitako azy dia nisy ny fahatarany, noho ny fihazakazahan' ilay fisehoan- javatra. Ohatra iray izao ilay tenin' Jl Jafera hoe za tsy mivavaka dia hitako fa i Vatofototra irery no nandefa an' iny, ary dia maro koa ny tsy voalazany nefa hitan' sasany. Mifameno e!
14. 3188
(
21/05/2010 18:36)
ary ny alakamisy alina mba nanao aona .mba ilazao fa tena tsy mbola naheno mihintsy.misaotra ny vatofototra @ le info e!
15. ramosekely
(
21/05/2010 18:38)
ny problem misy anie ry vatofototra dia hoe rapport de force e,izy no eo dia izay tiany ihany no ataony ,na ny miady hevitra aminy olona manohana an'io fanjakana io aza hita mandreraka be e ,olona tsy manana idée fa juste vageance fotsiny sy resaka jalousie ,milay ravatofototra fa tohizo e manaraka ny vaovao alefanao foana izahay e
16. rijadolly
(
21/05/2010 18:44)
Misaotra amin' ilay ady hevitra matotra, Torohevitro fotsiny dia tsy mety ary tsy tokony atao ny mijery vaovao n' site iray eny ny mihaino radio iray koa raha tena tia TANINDRAZANA IANAO, satria tsy ary hitovy ny hitan' tsirairay, ary dia afaka manao analyse tsara ianao, Tsy miteny aho akory hoe diso ny vaovao an' Vatofototra, fa ny fahitako azy dia nisy ny fahatarany, noho ny fihazakazahan' ilay fisehoan- javatra. Ohatra iray izao ilay tenin' Jl Jafera hoe za tsy mivavaka dia hitako fa i Vatofototra irery no nandefa an' iny, ary dia maro koa ny tsy voalazany nefa hitan' sasany. Mifameno e!
17. 3188
(
21/05/2010 18:49)
tena kozy marina mintsy zany an'i ramosekely zany ,na ny miresaka @ ireo tssss, sady be taimbava ery nefa olona maimbo vava
18. Noue
(
21/05/2010 19:17)
vatofototra:hamafisiko ny voalazan'i vatofototra fa omaly tontolo andro aho dia navelako nitatatata teo ity radio ity dia tena voalaza tao @ io radio io ny oe fahatongavan'ny sasany hanampy eee !
ekena ny teninao, fa aza adino fa niteny nivantana tamin'ny radio anie ny col raymond, nilaza io teniny io.
http://www.anio-info.com/antsiva.html
19. fijo
(
21/05/2010 19:23)
misaotra anareo efa nifanazava teto,fa za koa dia saik ahanontany an'i vatofototra momba ireo vaovao nalefa teto,satria itakohoe be no tsy nifanaraka tamin'ny zavatra vakiana sasany.
ny nanarahako ny vaovao dia.
_vatofototra.
_sobika
ary GTT .
le vaovao GTT aloha ,efa haiko fa be diso,fa mba narahana ihany hijerena ny fomba filazany.
teo amin'ny vaovaon'i vatofototra,dia nahatsapa toa an'i ramosekely aho,fa misy vaovao tsy voamarina arapotoana.saingy efa mazava le fanazavana izao.
ny fanontaniana farany dia hoe "ahoana no tohiny???"
satria amiko koa dia tsotra.
raha tiana ny tsy ampivaky ny tafika malagasy,dia tokony hitovy sazy ny capsat sy ny "FIGN"

20. zakilinina
(
21/05/2010 19:33)
Tsy possible izany anaka. Mifamahofaho be ny fandraisana azy. Ny Capsat indray izao no lazaina hoe miaramilan'ny ara-dalàna. Io ara-dalàna io anefa dia tsy ilay ara-dalàna lanim-bahoaka fa ilay nangalatra fahefana ankitsirano tsotra izao. Ny FIGN izay anisan'ny nampiakatra an'i Baroa teo amin'ny fitondrana dia namadika ka mba te hiaraka kosa amin'ny ara-dalàna voafidim-bahoaka. Araka ny hevitro rankizy dia iny fifandonana iny no fiatombohan'ny fivakisana hita maso eo amin'ny miaramila. Ho sarotra dia ho sarotra ny mampiray azy.