hafatra hoan'i VATOFOTOTRA,

21. locl ( 21/05/2010 19:36)
Fijo: raha izany aloha dia tsy hisy raha tsy hoe angaha misy filoha tena ho lany aminy fomba manragarahara.
Izahio dia tsy nahatsikaritra izay vaovao fa ny tena inoako aloha dia tsy hijanona amin'izao io rahraha io, fa tsy maintsy misy tohiny.
Raha tena manana idéologie ireo général be galona ao Dago ireo dia tokony ho menatra amin'ireny zava-mitranga ireny, hatraminy niandohany crise moa izany e! Ka nanao izay tsy nisian'iny fifampitifirana iny. Fa indrisy mantsy fa dia olona mpandray tsolotra ny akamaroany.
Za aloha dia tsy manantena vahaolana amin'io crise io izany raha tsy tena hoe manana fandavatena angaha ny olona ao aminy HAT tsy hijery tombotsoa azy manokana. Fa dia ny Malagasy any DAgo no hifafa andro aman'alina ao
22. fijo ( 21/05/2010 19:37)
ka izay no hilazako hoe mila atao mitovy leta ny fanapahankevitra raisin ahoan'izy roa ireo.satri ahoavy koa ny RFI avy eo ,di ahitarika koa ny any tuliary sy mahajanga de inona no hiafarany???
23. locl ( 21/05/2010 19:40)
Fa inona moa fa dia geurre civil araka ny fanantenany ny France e!

Dia ny tenantsika Malagasy no M hoy ny fintenenana izay, tondroiny olona molotra hoe ireny ry zareo mpiady antrano.

24. fijo ( 21/05/2010 19:41)
atao akory ,fa tsy mbola ampy saina e
25. xxx3 ( 21/05/2010 19:44)
rafijo ve ao face book ao e,nahita rafijo malagasy aho mantsy tao
26. fijo ( 21/05/2010 19:45)
hihihihihi vinavinao ao letsy an
27. xxx3 ( 21/05/2010 19:52)
ok ,na t@ voalohany aza aho dia efa nanana doute kely ihany saingy le sary ,milay e
28. AndriambyII ( 21/05/2010 21:45)
Izay anie oa ilay notenenin' ny olona hoe mila fanamboarana ny infrastructure militaire rehetra ao Dago .Tsy maintsy hiafara @ izay io rehefa hivoitra atsy ho atsy ny tena problemes mipetraka @ ireo miaramila rehetra ireo . Ny CEMGAM no forcé tsy maintsy nanao speculation hatry ny ela fa sahirana ry zareo @ adilahy politika nipetraka hatr@ 1968 . Manampy trotraka koa ny intox sy désinformations tsy tandry isankarazany !!Ils sont de méme méche mais font semblant de se battre pour asseoir une hégémonie plus volumineuse .
Jusqu'a cette eventualité du Fort duchene , quelques part , le corps armée entiere est responsable en grande partie de la misere du peuple Malagasy dû a l' incapacité de faire face au conccurence déloyale de la part des pays tiers !!Tsy nanaonao foana akory ny sasany nanondro molotra olona ex responsables militaires et dirigeants fa misy antony be dia be tokoa izany hatramin' izay .
29. ramosekely ( 21/05/2010 21:58)
fanina ny mpanaraka vaovao e ,selon midi
Intervention. D’après les rumeurs qui ont circulé, « les mutins ont été évacués par des troupes du 1er RFI dirigés par le Commandant Roger Luc et ce sont ces derniers qui les ont livrés à la Gendarmerie d’Ankadilalana
dia ho sanatria ve lasa jodasy koa i luc be
on a perdu la bataille mais jamais la guerre satria zavatra fanatra no hiafaran'io fitondrana tsy mahazo reconnaissance io
30. fijo ( 21/05/2010 22:24)
mahaiza mandika ny hetsika nisy.
rah anaka azy tao ny komanda roger,dia fiarovana azy izay,fa rah atratrandry zalahy tao izy ,dia maty.jereo ny vaovao fa ny biraon'i zafera aza norobaina tao.
tsy mety koa anefa ny mitana azy any amin'ny toby RFI,fa vao miha manitatra ny efa mivaha izany .ka ny hevitra tsara dia io fanaterana azy amin'ny zandary io.ka rah aao kosa izy no mbola vonoina,dia eo vao hafaka manomana hetsika ny hafa.

"FIGN : Voaroba ny birao sy ny fiaran' ny Jly Zafera PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 22 Mai 2010 00:00

Nampiaka-peo omaly ny Jeneraly Zafera manoloana ny zava-nanjo azy sy ny fananany afakomaly tetsy amin'ny toby FIGN. « Voaroba ny vola an-tapitrisany maro tao amin'ny biraoko. Potika ny fitaratry ny fiarako ary nalain'ireo mpandroba hatramin'ny 'autoradio' tao anatiny aza. Tsy izany ihany fa mbola nidirana ihany koa ny toby kanefa efa fantatra izao fa tao aho ary nanangana saina fotsy. Ny nifanarahana anefa dia ny hoe tsy hiditra ao mihitsy ireo miaramila avy amin'ny Emmo-Reg sy ny FIS fa any ivelany ihany no miandry» hoy ny fanazavan'ity Jeneralin'ny zandarimaria ity. Izany hoe raha ny fijeriny azy dia tsy niraharaha ny fifanarahana napetraka mihitsy ireo tany ivelany. Ary mbola ny Jeneraly Zafera ihany no nanambara fa mbola nisy sahy nitifitra azy ihany aza nandritra ny fivoahany na koa ny namoahana azy ny toby. Momba ity raharaha ity ihany dia fantatra fa efa nisy nitolo-batana ireo olon'ny FIGN izay nitsoaka taorian'ny fanafihana azy ireo. Ny Kolonely Raymond kosa indray dia tsy tena fantatra mazava ny tena nahazoana azy satria miova arakaraky ny loharanom-baovao ny fanazavana. Tao ny nilaza fa tao amin'ny FIGN ihany izy dia sarona saingy tsy dia nampahafantarina olona loatra izany mba ho fiarovana ny ainy. Tao koa anefa no nilaza fa ny Komandà Roger Luc no naka azy teny an-toerana dia nitondra azy teny amin'ny RFI ary nanatitra azy teny amin'ny toby Ratsimandrava nony avy eo. Momba ireo zandarin'ny FIGN izay tsy nandray anjara indray dia fantatra fa efa maro tamin'ireo, izy rehetra aza raha araka ny fanazavan'ny Jly Zafera, no tonga teny Andrefan'Ambohijanahary. Raha araka ny fanazavana ôfisialy dia hisy ny fihainoana ireo zandary ireo mahakasika ny raharaha FIGN hatrany.

D.R "

hoan'i zafera aloha,mendrika hoazy izay
31. ramosekely ( 21/05/2010 22:44)
tena fanina mihitsy manaraka le vaovao e ,mihezaka mijery etsy sy eroa mampitovy sy manao analyse,
32. AndriambyII ( 21/05/2010 23:05)
Fijo ===>"rah anaka azy tao ny komanda roger,dia fiarovana azy izay,fa rah atratrandry zalahy tao izy ,dia maty.jereo ny vaovao fa ny biraon'i zafera aza norobaina tao."
Ireny ilay atao hoe mise en scene fijo an , tsara ho an' iZafera izay hoy ny teninao teo , fa ilay officier nanontany ny élémént teo @ face' n'Antanimora hoe " iza @nareo no matahotra ?lazao fa tsy misy mahamenatra izany " , iny rangahy iny dia azo lazaina fa tsy mendrika ny ho caporal , tsy mendrika ny ho vatatay de 1ere na 2eme classe akory aza !!
33. terrywui ( 22/05/2010 13:38)
hoy ramosekely hoe:
nefa somary diso fanantenana kely ihany t@ ireo fil d'information nisy omaly,raha manao propagande nareo tsy dia problem loatra

ka efa impiry niteny tamlaisany teto ary ah ramosekely fa hanao propany mitsy oa lengama io !!! marina mitsy zay kozinlah zay !!......rehefa tafa eto lery ka mahazo killll bobaka de hifindra any aminy daholo ny mpanao PUB sy ny Annonces rehetra tokony ho an'ny serasera .org de ho faty ho azy ty seraseratsika ty !!!.... :lol: :lol: kozy mitsy ane zany teninlah zany e !!! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.09