mitady ny mpiaranianatra tao @ gilpin 1987 3è 3 rasalama

1. gilpin ( 22/05/2010 22:24)
mitady a n' i njaka 3è 3 tao @ colejy salama aho, t@ taona 1987 zahay no niara nianatra teny anjanahary izy no nipetraka ary tianasoa no namanay ,raha mba misy afaka manampy ahy ianareo dia isaorako mialoha, njaka ramilison no anarany .
novalian'i rales ny 24/06/2012 10:16
2. xxx ( 23/05/2010 21:33)
Ny tadidiko dia ny fety tao @ gilpin niarahako t@ zokiko maro ! gitara , valiha , sodina , marakafo , antranatrana , ladimboatanga , ... ,Tsara !! éé!!
3. tess ( 24/05/2010 15:34)
ary iza tao am rasalama kay gilpin fa zà kou tao manodidina an'io taona io ????
4. mamijo ( 24/05/2010 18:46)
hay ve e
5. maryse13 ( 11/06/2010 14:44)
zah mitady namana tao @gilpin kou! t@année 1984 3ème Randrema Janlisy raha mba misy mahalala mipetraka ao Besarety ambadik'i Larotonde .
6. tess ( 12/06/2010 21:19)
dainnn! zà rasalama 84 fa 85 niakatra gilpin
saodé mahafantatra an'i ry nathalie be otran'ny vazà be iny? RA MARYSE13?
7. maryse13 ( 13/06/2010 14:46)
slt tess! nisy nathalie ankiroa tao : ny iray nathalie le be maso ray de ny ray nathalie sy isabelle , mety mifankafantatra izany isika ; sa tsy izany?
8. tess ( 13/06/2010 19:32)


slt tess! nisy nathalie ankiroa tao : ny iray nathalie le be maso ray de ny ray nathalie sy isabelle , mety mifankafantatra izany isika ; sa tsy izany?

maryse: oui uoi! izy roa mitsy aza raha mety i nathalie be maso zan'ki malama profs de matj. fa nathalie vazà rahavavin'i isabelle , mety mifankahlala tsika zany kou!
ao am fb ve i maryse? si oui andefaso hafatra zà
de mbola misy kou aza i natalie sinoa namako be iny fa any tamatave izy tam henoko farany amzao tsy nisy contact tsony zany tsy hèko hoe aiza izy zao
omeo vavao raha mahalala ianao.
9. tess ( 13/06/2010 19:39)
Maryse: efa mba nijery tao am fb ve ianao momba io njaka oio fa maro ihany izay namako taloha be tam faha zaza no hitako tao???
de raha ao ianao de hanoraty aho hoe iza ianao de lazaiko hoe iza aho oki!!!!
10. tess ( 13/06/2010 19:41)
diso aho hay randremo janlisy no tedavin'i mayrse hihihi
11. gilpin ( 16/06/2010 14:51)
dia mbola mitady an'i njaka ihany fa mbola tsy misy vaovao, maro ny mpianatra tao @ rasalama fa mba mahafantatra an'i njaka ramilison 3 é 3 t@ taona 1987 ve ianareo e.misaotra betsaka
12. tess ( 17/06/2010 15:53)


dia mbola mitady an'i njaka ihany fa mbola tsy misy vaovao, maro ny mpianatra tao @ rasalama fa mba mahafantatra an'i njaka ramilison 3 é 3 t@ taona 1987 ve ianareo e.misaotra betsaka

efa hoe tadiavo any am facebook sao mb hita any, efa mba maro ihany mantsy no olona notedaviko tao amin'ny alalan'ny anaran'ilay olona fa hita e!
13. dadabe ( 05/07/2010 17:16)
i tess sao d mahalala an'i robena ? le kofiboay be vozona be iny sady be bon...... hahahah tao @ rasalama
14. tess ( 07/07/2010 09:51)
hahahaha tsy miova mitsy , tsy haiko zany marô!
15. Lejoba ( 11/08/2010 15:51)
rajaonson ve no anaran'ilay Njaka? ao @ facebook iny
16. gilpin ( 26/08/2010 22:52)
an an an ramilison no anarany ka teny anjanahary izy no mipetraka tsy ao 2 facebook fa efa nojereko misaotra
17. rales ( 24/06/2012 10:16)

maryse13:

zah mitady namana tao @gilpin kou! t@année 1984 3ème Randrema Janlisy raha mba misy mahalala mipetraka ao Besarety ambadik'i Larotonde .


Manahoana e! tsy fantatro raha efa nahita azy ianao fa izaho koa namany taloha! Nanana ny email-ny aho fa very io ka mitady azy indray! Raha namay ianao dia mifankafantatra isika fa sûr aho!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2184