PASTEUR TINA RANAIVO RIVO
1. rijadolly
(
22/05/2010 04:58)
Sobika.com:http://www.sobika.com/
0h20 Le pasteur Tina Ranaivo Rivo blessé lors de l'affrontement entre le FIGN et l'Emmo Reg est décédé. Il avait été touché par balle.
répondu par terrywui le 22/05/2010 13:45
3. rijadolly
(
22/05/2010 05:22)
Tsy nisy ny maty raha tsy nisy ny nanafika. Maty no tsy miteny ny tanjona ve???? Sao dia tsy izany e!, tsy ho eo foana akory, Aleo mamela mamy toy izay .....
4. rijadolly
(
22/05/2010 06:50)
Miombina alahelo an' izay rehetra manamanjo ny tenako, ary mampisaina izay nanome ny baiko fa mazava tsara ireny tenin' Jl Zafera ireny. http://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/mbola-hotsaraina
5. terrywui
(
22/05/2010 13:45)
hoy rija
ka efa niteny mazava anie lery tamin'ny maraina n'iny hoe miverena hianareo any ampiangonana raha hivavaka fa tsy aty amin camp de mbola nitokona otran fanaony teo ihany !!!! de iza ndray zao no diso amzany ???? efa oe ndana nareo mody fa faritra tena mena ity eto ty !!! mazava mitsy zay tenin'i zafera zay !! fa de entinle lohabe sy le te hanao sorona ny mpino FJKM de nidrikina be teo fona ee! de tonga ary ny emmo-reg de pan ! pan vita i Tina !!!!!!!!...OOO....iza no diso o! hoy clo mahajanga !!...
mazava tsara ireny tenin' Jl Zafera ireny