REGARDER VIDEO Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice 28 mai 2010

1. vatofototra ( 28/05/2010 18:39)
REGARDER VIDEO Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice 28 mai 2010

- Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice et exige l'indépendance de la justice pour avoir la paix sociale


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:27
2. pikatti ( 28/05/2010 19:15)
Ary manaova grevy nareo fa tsy be tatata eto @ haino aman-jery fotsiny e, raha nakatona ny Radio fanazavana
Marina ny an'i SMM ataon'ny tgv fitaovana politika fotsiny ny fitsarana, ary i Rajoelina aza tsy manam-potoana foana ny henoinan-dry zalahy , marina e aza manaiky
3. Noue ( 28/05/2010 19:39)
oadray kosa ry pikatti eee !! iza no hanao greve eo ?? dia ahazo fisamborana sy lacrimo eo indray ve ee ???
4. pikatti ( 28/05/2010 20:10)
Ka ilay grevy lazaiko eto ry Noue tsy voatery hirotsaka eny an-dalàm-be akory fa ny tsy fankatoavana @ fomba rehetra @ izay zavatra ataon'ny tsirairay any ka, na maro toa inona aza ny milisin-dramarosahona dia tsy hisy aharaka eran'izao toeram-piasana rehetra izao handefa baomba mandatsa-dranomaso
5. rijadolly ( 29/05/2010 03:56)
Marina ny an' Pikatti, fa tsy hoe rehefa azo ilay tambin- karama ohatra ny an' sasany dia mangina, fa ny hafa tsy raharahiana, indrindra ireo vahoaka maro tsy an' asa, ny vidim- bokatra alain' sasany tena vidiny ambany( ilaina ihany kay ilay monopole fa mampifilafila ireto mpanangom- bokatra ireto ( = 2em RPBLK ihany ) no manambany ny vokatry ny mpamboly mijaly nefa ny vidiny any an- tsena tsy mifankaiza tamin' 1 taona lasa akory), fa ny ary ankilany efa andalam-padrobana ny fananam- pirenena, BEMOLANGA, Ambatovy,... Ary ny vola azo amin' ireo hanetsemana ny vavan' izay mi- grevy voavidy vola ka tsy mihevitra akory ny ho avin' TARANAKA.Miafina ao am- badik' ilay hoe tsy misy politika ilay grevy fotsiny. Ny ambim- bola any am- paosyn' Mpitondra ambony anefa.
6. terrywui ( 29/05/2010 22:27)
HHoooooouuuuunnnn........! ary miady mifamaky loha ry zalah MPANOHITRA ato zany kle !...ary Rapika mitsy no mivadika amindry zalah ato zany (?) -f'angah tsy revinlah tsony le Manohitra bainnn ?? toa ataonlah minanenganony daholo ry zalah TIM ato zany le!....merci bainnn a!...ataovy any mitsy letsy refa sarotra hanarina a!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064