vol legal milices!!!â€
3. pikatti
(
28/05/2010 19:06)
azo atao an'izao avy hatrany ozy Hery ny video ka mba nandramako hoe ry Noue raha mety , tsy hitako intsony mantsy ilay hoe "jereo aloha" mialohan'ilay hoe "alefaso" ka tonga dia any izany no mahalala raha mety na tsia e,
Azafady fa mbola mijery Rolland Garros kely e, sady naika hijery ilay fandaharana tao @ Thalassa miresaka ny Nosy Malalantsika e, io mantsy mba mialza zavatra tsara fa ny sasany , tsy haitsihay be zay ihany
Fa inona daholo aloha fa inona ireo mpandroba ireo ?? milisy sa inona ??
4. pikatti
(
28/05/2010 19:09)
Izay fa nety , misaotra Rahery fa poinsa a,
Hitako kay milisy , ary tena fidian-dry zalahy tsara ny entana rombaina an!!! avy eo ve ireny tsy hifampizarany any indray, aza mba faly @ alahelon'olona ihany nama a
Hitako kay milisy , ary tena fidian-dry zalahy tsara ny entana rombaina an!!! avy eo ve ireny tsy hifampizarany any indray, aza mba faly @ alahelon'olona ihany nama a
6. Noue
(
28/05/2010 19:38)
pikatti, iny indray no tsy hitako aa ! dia ahoana ny fampidirana ny vidéo eto zany ?? zay indrindra manko no namerenako azy indroa ee ! nefa tsy nivoaka akory
7. rijadolly
(
28/05/2010 19:56)
Fa mba aiza kosa ny radio VIVA sy ny ANTSIVA mba haka feon' ireo mpivarotra e! Sa moa radio inona no maka feo an' ireny???
Tsy misy vahaolana akory ve rangahy fa tonga dia ankimbatabata be. Tadidinareo moa ny nakan' Radio FAHAZAVANA feo an' izireny hoe very asa ny ankabehazany? Aiza zao izy ireny indray ny anala ny fony? mihotrika anaty fotsiny. sady alaina fotsiny noho ny fahatokisan' ilay mpamatsy entana izy ireny fa ny karapanondro no sorona any, Sa kosa efa fanarahana amin' ilay mpamatsy fa tsy mandeha tsony ny tsena? Dia ny vahoaka no minan' tadiny.

8. pikatti
(
28/05/2010 20:01)
Asehoko eto ilay izy mba ho an'ny sasany koa ary , haka io ohatra nalefanao io aho izao, efa misy fanazavana nomen'i Hery ao http://namana.serasera.org/fanoroana/fampisehoana-video-youtube
http://www.youtube.com/watch?v=uhSb20HFmLA&NR= io izao ilay rohy nalefanao
uhSb20HFmLA&NR dia io izao no eo ampovoan'ny =
dia io no fonosinao hoatr'izao ny eo afara, tsy misy elanelany,...
http://www.youtube.com/watch?v=uhSb20HFmLA&NR= io izao ilay rohy nalefanao
uhSb20HFmLA&NR dia io izao no eo ampovoan'ny =
dia io no fonosinao hoatr'izao ny eo afara, tsy misy elanelany,...
9. terrywui
(
28/05/2010 20:54)

----tena zay ve letsy vao azonlah le fanaovana azy rapika le .....angah de tena tsy azonlah mitsy le fanazavan'i hery azy mazava tsara ao io ? de handany adiny firy amlah ndray zany i hery hanazava an'io zavatra kely io ?? hon hon hon hon
10. terrywiui
(
28/05/2010 21:46)
Ahoana leisy rapika ny fanaovana le vidaka teo fa tsy mety lasa foana ny alefakoa ato .......!!!!
Kiiii, nahoana indray ary io kleaza !!!! ........ aiza indray ny fandehany teo e______________hantsoy lesy rapika tsy azoko tsara ny fanazavan-lisany ............??????
Kiiii, nahoana indray ary io kleaza !!!! ........ aiza indray ny fandehany teo e______________hantsoy lesy rapika tsy azoko tsara ny fanazavan-lisany ............??????
11. terrywui
(
28/05/2010 21:52)
°O°...oay ary nahavita terrywuiui fopla tao vetivety teo ndray elah rapika a! ...fangah nanaikitra be le nanaovako anlah teo ? hon hon hn hin hin aoka letsy zay le fopfopla nlah io aa!! (oay letieeeeee ary nakaiza kou letsy le sarisary kely demony kely !!..,mimeme kely sy ny sisa ireny reny le ??..
12. pikatti
(
28/05/2010 22:16)
Ny dinika leisy valiana , zah ve amlah de handany fotoana @io ???
Mbola eo andalàm-panamboarana bainn a, mandrasa kely e
oay letieeeeee ary nakaiza kou letsy le sarisary kely demony kely !!..,mimeme kely sy ny sisa ireny reny le ??..
Mbola eo andalàm-panamboarana bainn a, mandrasa kely e
13. tsimendrika
(
29/05/2010 07:56)
Izaho aloha dia mbola manamafy hatrany, fa
TSY VAHA-OLANA NY FAMPIASAN-KERY, FA VAO MAINKA MANASARO-JAVATRA IO
Mirary soa daholo e.
ILAY TSY MENDRIKA
TSY VAHA-OLANA NY FAMPIASAN-KERY, FA VAO MAINKA MANASARO-JAVATRA IO
Mirary soa daholo e.
ILAY TSY MENDRIKA