Misy dikany ny anarana

1. LazaDaddy ( 30/05/2010 08:37)
Tsy dia hidirako lalina loatra ilay resaka hoe "petit Hitler" iny fa ny zavatra tsapako dia izao:

Ny fihetsiky ny FIS dia tsy mifanalavitra amin'ny fomban'ny "Front Islamique du Salut"
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:36
2. AndriambyII ( 30/05/2010 10:04)
Ny anarana hono tanim-boanjo ka ... atao ahoana moa??
Ohatra OLP = olona leo politika = Organisation de liberation de la Palestine !
AREMA=Antoko Reraka Malagasy =Andrin' ny Revolisiona Malagasy !
TIM=Tikô I Madagasikara =Tany Irin' ny Mpangalatra harena!
MONIMA=Mouvment Nal pour l'Indépendance Malagasy = Mounimounina Iaraha-Manao !!
PADESM =Parti des desherités M/sy =Pas de Désmont Tutu à Mada Sa Majesté SVP !!
UDECMA =Union des Democrates Chretiens M/sy=Unité Decimale Mal acquise !!
MFM=Mmm mmm
TGV=......
AKFM=???????
.........
.......
etsetretsetra !!!Efa misy firy moa izao ny antoko politika Ma/sy tsy efa any @ 200 mahery kely any ??





3. bekiraro ( 31/05/2010 23:36)

Ny fihetsiky ny FIS dia tsy mifanalavitra amin'ny fomban'ny "Front Islamique du Salut

Tsy zava-baovaoa akory izany fa efa fanaony ary mino aho fa tsy ho ela dia hivadika any aminy any ny vava-basy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0702