VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV VIRE TGV
1. TEGEVE
(
29/05/2010 07:08)
Aleo ny tenako mihitsy no hanao ny fanambarana
Dia lasa lavenona teo izany ny ankolafintsika ,
1/Tonga tato an-tsaiko sy Ratsirahonana fotsiny io, mazàna be ry zalahy ny fitondram-pirenena a, izao no azoko hambara @nareo ,aza dia be doika fa henoy ny anabavinao henoy ny rahalahina , indrindra fa ny Ray amandReny
Dia hisy ho tonga indray izao eo dia hilaza fa décision unilaterale iny
2/Nisy nanontany ny CV-koa ianareo atao inona moa, tsy efa fantatrareo ve fa sankalité daholo ny mpiaradia amiko afa tsy izaho ihany tsy mahagaga ahy raha noapangaina fa;
--meurtres
- traîtrise a la nation,
- vols,
- diffamations,
- association de malfaiteurs,
- recels,
- abus de biens sociaux,
- atteinte a la suretée de l'état
- détournement de fonds
- racket en bandes organisées
- crimes de guerre et crimes contre l'humanité
- usurpation de titres
- armement et constitutions de milices
- Menaces agravées
- corruptions
- délit d'initiés
- outrages a présidents dans l'exercice de ses fonctions
- évasion fiscale
- violation de nombreux traité internationaux sur la préservation des ressource naturelle,la biodiversités, et la prolifération d'armes de guerre.
- Non acceptance de sa propre signature au niveau national
et international ( Addis- Maputo-Pretoria...)
- Menteur et imposteur de Loi
- Incompetant en tant que President
- Imposteur de loi
- faux et usage de faux
- impression de fausse monnaie
- recels d'abus de bien sociaux ....
3/Fa hiverina @ antoniny aho hoe naninona no nofoanako sy novonoiko izany hoe Tanora Gaigy Very izany???
Fantatrareo moa fa mikotrika Pretoria II indray ry zalahy ankolafy sasany, ok , dia hisy sefo de file daholo izany no tsy maintsy hakany, ka raha foana ve moa ny ankolafiko tsy ho sefo intsony izany aho hihihi, voako indray ianareo ry Chissano,ary raha mbola be loha eo koa ianareo ny tsy hanaiky ahy dia ampiako tsy hoe tsy hilatsaka intsony aho fa tena hiala tanteraka mihitsy hihihi, tsy mahavoa ahy ianareo e, izay mahazo ny Malagasy ao aloha tsy rarahiko , sady efa ampy ahy izay ny azoko aty hihihi
4/Raha te hanontany hevitra ianareo dia efa misy Ray amandReny efa vonona ny hihaino ianareo , hanontanio i BébéRabesahala Gisèle hihihi

novalian'i bazylou ny 29/05/2010 17:59
2. TEGEVE
(
29/05/2010 07:10)
Dia hisy ho tonga indray izao dia hilaza hoe VIVE TGV VIVE TGV hihihi
Maty ny tgv hihihi, tsy mety mihainga ny lagara fa aleo novonoiko hihihihi

3. onaonafaty
(
29/05/2010 07:34)
Noho ny fihavanana dia Hampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay :
TGV(09/02/2009-29/05/2010)
dia ho antsoin’ny Reniny hody any Paris , rehefa niezaka nivahiny 15 volana tao Ambohitsorohitra.
Hoy
- Ny Vadin’olona nalainy : ny firenena malagasy
- Ny Reniny malala
- Ny Zanany
- Ny tenako manokana
HAT – CAPSAT – FIGN
- Ny iray tampo aminy :
Ramaroson, Voninahitsy, Pety, Sesily, Zazah
- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Lilison, Rasarla, Ravelomanana, Ndriarijaona
- Ny Havany :
Ny taranaky ny fozaorana
Ny Fianakavian’ny ory havamanana rehetra
- Ny Mpiara-miasa ao amin’ny feu Injet
- Ny Fokontanin’ny Mpanao gazety mpandainga Viva/Don Bosco/Antsiva/La Gazette
- Ny Fokontanin’ny mpampandihy kapila mangirana
- Ny Fiangonana katolika romana
- Ny Fiangonana sekta isan-karazany
- I Mopera Pedro
- Ny Arseveka Cheikh Omar
Ny fahefany dia hoesorina ao Ambotsirohitra, Lapam-panjakana, ny andro sy ora izay mbola hafenina ary hatao veloma farany eo amin’ny Kianjan’ny 13 mai, avy eo dia haverina amin’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fifidianana filoham-pirenena matotra.
« Tsapao aloha ny herinareo »
(Marka 7 : 77)
Tena hisy fiaretan-tory ary bal populaire mandritra ny herinandro.

4. tsimendrika
(
29/05/2010 07:54)
Raha politika ratsy aloha dia tsy eo aho, fa raha politika tsara hamahana ny olana ka hampandroso an'i Madagasikara malalako (na mahantra aza) dia VONONA ny tenanay.
Misaotra indrindra
ILAY TSY MENDRIKA
Misaotra indrindra
ILAY TSY MENDRIKA
5. Bazzylou
(
29/05/2010 07:56)
Mandria am-piadanana TGV , aza misosoka alahelo intsony
Miombom-pahoriana aminareo ny ankolafy tgv serasera, azafady!! hay moa tsisy intsony , miombom-pahoriana aminareo bazylou sy terrywui, miondrika eo anivon'izao fahavoazana nahazo antsika izao izahay mirahalay tapa-porohana sisa tsy may , azafady , hay moa lasa lavenona, ity fahazaran-dratsy ity ihany e

6. pikatti
(
29/05/2010 11:28)
Aleo ny tenako mihitsy no hanao ny fanambarana
Dia lasa lavenona teo izany ny ankolafintsika ,
Dingana tsara aloha iny fa saingy raha fialana @ tsy nandehana ho any Pretoria fotsiny dia mbola tsy vahaolana akory
« Je ne suis plus le Chef de file de la mouvance Rajoelina qui n’existe plus », a affirmé SEM Andry Rajoelina.
Feuilles de route??? Dialogue national ???Aiza no tena sortie de crise , navelanao ao anaty krisy ny Malagasy dia ianao milavo lefona fotsiny @izao , aiza koa ary izany TGV izany
Dia ahoana izany RAD mijoro izany ??? Vao niantomboka anie io dia efa nisy io RAD io e, tao ry Zafy , ry Ramakavelo, ry Razanamasy sns....fa tsy nohenoinareo, dia izao vao tonga saina dia najoro an-tsokosoko tao indray ny ataonareo hoe RAD , mbola lavitra raha izao no olona hifampraharahana
7. diamondra27
(
29/05/2010 17:06)
de tena lasa any izy zany???