Mamoaha PS tokana sy vrai raha hiresaka fa aza miafikafina e! ny ahy io iray io de io !.....HANO FA HENA io raha tsy mpiraharaha vahoaka izahay
1. terrywui
(
31/05/2010 13:18)
Na tiana aloha na tsy tian de tsy maintsy RAD n'ny malagasy ny TGV satria olona tsy tia tena = milay, tsy tia seza zany fa ny fiainampirenena sy ny vahoaka no tsinjoviny = milay
(raha tia tena koa anie izahay de tsy hiraharaha ze vahoaka sy firenena tany fa hoaninay any alou ny fananam-panjakana fa HENA e ) izao no anporofoana fa tsy io sezaseza mahafaty ny dadanareo io mihitsy akory no ilain'ny TGV fa ny tolona niaraha nanao sy niaraha-nanantateraka teto M/car tam 2008-2009 no vita de zay no mission nay !....ny Mandat d'Arret International mi-circule any ihany !!.....

novalian'i bekiraro ny 03/06/2010 01:49
2. terrywui
(
31/05/2010 13:25)
Mipetraha tsara fotsiny alou nareo sy ny dadanareo de aleo ny Fanjakana hiasa !....
-vitanay ny mampiakatra io harikarena io 12 à 15% ao anatin'ny iray taona raha mpetraka nareo !!! jereo Ratsiraka rehefa nanaovan'i Ravalomanana coup d'etat fa nanaja tena izy tsy nanelingelina ny fibodoan'i Ravalo ny economie mitsy fa niandry amimpanajana !.....de mba manaova toy izany koa !...

3.
(
31/05/2010 13:35)
manahirana anie lesy ny miady hevitra amin lisany é,tsy mba manana ideé mihitsy fa entiny manana rancune sy haine be loatra,ary mandray atendrony,isaoran'ny zanahary lesy mbola misy mijery ny dinika soratan'ialahy ,tsy hoe ketrona sy vendrana daholo anie lesy ny olona,jereo ity soratan'ialahy hoe efa misy mandat d'arret mi circuler any ,ary marina izany moa ve hanaiky an'io ny INTERPOL? a mon avis non ny valiny?
4. terrywui
(
31/05/2010 13:40)
MAMOAHA HEVITRA RAHA TE HO VALIANA KOA NAREO FA AZA MIFANAKIANA E§
TENENO KOA HERY HAMOAKA DINIKA DE VALIANA NY AZY RAHA REVINAY NY MAMALY AZY
TENENO KOA HERY HAMOAKA DINIKA DE VALIANA NY AZY RAHA REVINAY NY MAMALY AZY
5. terrywui

6. terrywui

7. terrywui
(
31/05/2010 15:09)
ny hevitra ny an'ny TGV no miady fa tsy ny oul e!... raha hiresaka de midira fa raha hanakiana fotsiny de aza miditra fa tsisy dikany
10. antimpanahy
(
31/05/2010 20:53)
terrywui --tsy dia mety loatra izao ataonao zao anaka satria ny olona efa tsy mamaly anao satria fantany fa anareo ny fanjakana ary matanjaka loatra ka aza manenjidresy anaka , ary aza manao tsindrio fa lavo fa areno izy ary tantano amin'ny lala-marina !
misaotra anao anaka !
misaotra anao anaka !
11. bekiraro
(
31/05/2010 22:57)
na hiafina aiza ialahy dia fantatray foana @ mahadondroana an'ialahy io n ahivadibadika eo ary zavatra izay no tsy mahalala, raha miseho milay ka hoe mitombina dia ekeko izay fa raha tsy izany dia avelao ny namana haneho ny heviny
13. bekiraro
(
01/06/2010 09:20)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy mitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
14. bekiraro
(
01/06/2010 09:20)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy mitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
15. bekiraro
(
01/06/2010 09:20)
sipa ve no tian'ialahy hiadiana e, raha izaho tsy mitsoaka an'ialahy , tairo ny fotoana
16. terrywui
(
01/06/2010 09:21)
eto ve elah no mikozy anzany ? elah ve aona e! misy num ko any ,atsoy ah fa resaka milamina no anaovana anzany ary mila fifanarahana tsara satria tsy hisy hilalao amlah eo
17. bekiraro
(
01/06/2010 09:23)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
18. bekiraro
(
01/06/2010 09:23)
aza manao olona leity raha tsy mahazaka a, izay fotsiny aloha no lazaiko an'ialahy
19. terrywui
(
01/06/2010 20:01)
rehefa miverina tsara ny lohanlah de mikozy amn phon isika fa mitsaboa alou saina tsara elah ! tena kozy zany..!! tsy mlamn ny cerveau anlah bainn a! za tsy mila mikozy be amlah sao ahitako loza elah !! hatramzao anie elah de miafina aminio bekiraro io e hon hon hon hon
20. pikatti
(
02/06/2010 00:56)
Dingano leisy refa tsy mifanaraka @ lohan'lah rawxi ve elah ve no handany rora eto klé, raha mbola izao no ataon'elah dia ho avy tsy ho ela indray ny lagera , aleo ny omaly ho lasa dia mbanjino ny manaraka , fifanajana no tena ady eo, fa tsy provocation , lazaiko @ elah fa betsa @ ireo bandy ireo no afaka manao an'izao ataon'ialahy izao saingy hitondra inona moa?? te hiseho ve fa mahery ??? tsia ny mifanohitra @izay aza no eritreritrin'ny mpisera