M/CAR = TGV ----- FRANCE = 2éme TGV ... Mbola miraikitra amin'ny TGV ary TGV i France
1. terrywui (
01/06/2010 08:54)
Raha tinareo ho hay dia mbola eto amin'ny "TANINAY" izahay eto FRANCE !!...
-Raha eto France no resahina dia mbola afaka manao izay rehetra azony atao ny TGV eto !
-Ho anareo be vava dia mitandrema tsara ihany !!
-Raha te handrahona dia mandehana any Pretoria na zimbabwe na addis abbeba fa ireny no miaraka amin'idada !!
-ny ankoatra izay dia MIFANAJAH fa tsy hainlah ny aty !!!.....
Salut elah Rapika !!....
Heverindry lerony fa mataoatra petsa angamba ah le !!....tsy haindry lerony angaha fa efa ampy fiofonana, zatra jaly sy vita TAB koa ny aty ka tsy mifezaka ...
Salut elah Rapika !!....
Heverindry lerony fa mataoatra petsa angamba ah le !!....tsy haindry lerony angaha fa efa ampy fiofonana, zatra jaly sy vita TAB koa ny aty ka tsy mifezaka ...