VANGIVANGIO IHANY RY GUIDE O

1. TEGEVE ( 31/05/2010 20:32)
Dia tsy mba misy mamangy ahy akory ve ianareo e, izaho irery sisa no tavela ato nefa anie ry zareo tao Niger koa nanongana e
novalian'i bekiraro ny 04/06/2010 09:51
2. pikatti ( 31/05/2010 20:33)
Aok'izay e, ho avy hitondra vatomamy i wiwi
3. antimpanahy ( 31/05/2010 20:38)
manao ahoana enao andriamatoa pikatti

saika mba misy resaka kely ataoko aminao anaka raha ohatra ka afaka hifampiresaka amiko ianao .

raha tsia moa dia tsy maninona anaka fa mifanajà tsara fotsiny isika eto na dia io volo fotsiko io fotsiny aza


misaotra anao anaka !
4. pikatti ( 31/05/2010 20:40)
Manao ahoana ianao wiwi
5. feticon ( 31/05/2010 20:43)
harary fo eo ialahy ry pikatti raha hiady hevitra amin'ny ry lerony ireo,jereo anie le resaka fer any soalala e ,vao projet an'i dada t@ 2008 le izy dia neken'i sinoa dia efa horakoraka be ny an'ny foza ,nefa tsy hainy fa misy lalana anie ny @ ireny resaka ireny eh ,mbola mila ratifier ny parlement ireny accord ireny vao mankarey nefa ry lerony efa mihoraka sahady,ary le mandat d'arret an'i dada ,lazainy f'efa en cours tena mampihomehy ,aza mba vendrana ihany
6. antimpanahy ( 31/05/2010 20:49)
manao ahoana hianareo roalahy !

mba misy resaka ataoko aminareo anaka raha azo hatao !
hono hoa A/toa Feticon : ianao ve manaraka tsara ny raharaham-pirenena ? faharoa : eto M/car miara-mitakosina aminay ve hianao sa any andafindafy any ? tsy mahita zay zava-marina miseho mantrsy nareo any dia miteniteny foana !


misaotra anareo roalahy !
7. pikatti ( 31/05/2010 20:51)
Tsy hitan'ny Tgv intsony leisy ny làlany , inona leisy no efa tsy nanadramany fa mbola e e e,novaina ny PM fa e e e, novaina ny governement fa e e e, novaina fanindroany fa e e e, nilaza fa tsy hilatsaka fa e e e, nilaza fa nopotehiny ny tgv fa e e e nooonnnnnn foana hoy ny CI



8. antimpanahy ( 31/05/2010 20:55)
Pikatti -- na dia mafana aza ny fonao anaka dia toneo iany satria misy namana milaza ao ambany ao fa eo a Bagnolet ianao no mpetraka ! ny dikanzay anaka dia aza dia manao resaka mahery loatra ianao !


misaotra anaka !
9. feticon ( 31/05/2010 21:24)
any dago ialahy no miseho mafy be fa tsy aty ,na i charles ao amin'ny ambasady io efa hiandrasanay tsara ,tsy ialahy izay amboa razana ery no miseho azy ho milay , aty koa lesy misy merina fier de l'etre f'aza vexé an ,mahazaka ny aty fa mbola hifankahita e
10. antimpanahy ( 31/05/2010 21:38)
tadidio anaka fa ny miseho mahery ihany no lavon'ny bala .....toa ireo FIGN



misaotra anao
11. pikatti ( 31/05/2010 21:53)
Izay kay ialahy rawix vao misaina, fantatr'elahy tsara izany fa i tgv miseho mafy io dia ho lavo an
Inona izany FIGN izany ry anaka, tadidio fa ny capsat no hanao hotran'izao amin-dry tgv , ary io foana no efa nolazaina fa tsy mila ady fa montsana ho azy teo fotsiny ny tgv, ary raha mbola be doika eo ihany dia ty no mety najo
12. terrywui ( 31/05/2010 22:02)
SALUT PIKATTI BON NUIT LETSY A
13. feticon ( 31/05/2010 22:02)
marina izany fa tsy izahay aty mihitsy io lazan'ialahy io fa petit hitler an'ialahy,ary ireny tot ou tard tsy maintsy miala eo ,
14. pikatti ( 31/05/2010 22:21)

io fa petit hitler an'ialahy,ary ireny tot ou tard tsy maintsy miala eo ,

15. antimpanahy ( 31/05/2010 22:26)
tsy mitovy daholo ry anaka isany ny olona rehetra fa ny teny nataonao androany mbola hovidianao lafo ndray andro any , ny teniko fotsiny dia izao fepero ihany ny vava fa olona samy hafa isika no ato ary samy mahavita izay mety tsy ho vitany daholo , ny fifankatiavana sy fifandanjankevitra no tena tsara indrindra ,fa rehefa tsy mety intsony izay fa hiditra amin'ny dingana hafa isika dia zavatra hafa indray izay ary resaka manokana ! nefa raha mbola azo atao ny mifanaja anaka isany ka tsy tanty le dinika sy hevitra eto dia samia mamonjy ny fandriany avy matory !


misaotra anareo tompokolahy
16. bekiraro ( 31/05/2010 22:35)
Aza manao adin'nuy kanosa ry pelaka a, mivoaha ato ialahy raha mafy fa tsy misitri-belona ao, ampiriato any ry zalahy a, raha misy ny sariny any dia alefaso aty koa fa efa ela no miandry tohina
17. antimpanahy ( 31/05/2010 22:45)
ary ho betsaka zany anaka ny sarin'olona hivoaka ato amin'ny serasera ato raha izany satria fantatry ny olona tadiavinao ianao io .raha hifanadala otrizany hianareo anaka dia alefaso fa betsaka azo alefa koa ny namana sasany .rehefa tsisy fifanajana intsony dia ny lohanjiolahimboto ve sisa ? izany no toetsainareo ? alefaso ary izay azo alefa ry anaka fa miandry ny fianakm's rehefa izay no safidinareo !


misaotra anareo
18. bekiraro ( 31/05/2010 22:49)
F atsy ianao ihany ve moa no nandrahona anay teto e, ahona no miseho milay rehefa voatsindrona, nahoana no tsy sahy mitondra ny psnao terrywui fa misitri-pozaorana
19. feticon ( 31/05/2010 22:58)
ka ireny anie sari mbavy e ,toy ireny akolahy fataka ireny mamely amboalaohany fa avy eo mitsoaka raha vao misy disadisa kely ,misitrika any ambany fandrianan'ny ambasady de frantsa avyeo nefa miseho ho azy kibon'alika
20. Picassi ( 31/05/2010 23:03)
noho ialahy mieniteny foana io dia mihakatra be ny audience ra hery ,be pitsidika ialahy fa tsy misy mpaniti kanina mihitsy kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539