VANGIVANGIO IHANY RY GUIDE O

21. antimpanahy ( 31/05/2010 23:06)
zahay efa zatra voa ... efa zatra mahavoa koa ka tsy mataoatra ze miseho aminay intsony na hofaty aza e .
22. bekiraro ( 31/05/2010 23:12)
aizan e, aiza wiwiwi tsy miwawawa
23. antimpanahy ( 31/05/2010 23:19)
afaka tifiriko anefa elah raha tadiavinlah ....
24. bekiraro ( 31/05/2010 23:20)
aiza e, miandry aho fa tsy olana
25. antimpanahy ( 31/05/2010 23:21)
ny vava letsy B...!!!!! zay fotsiny
26. bekiraro ( 31/05/2010 23:23)
izy no be vava izaho sa ianao , izaho vao androany ianao isan'andro
27. terrywui ( 01/06/2010 09:25)
hhhhmmm...mbola be ny fotoana hifankahitana fa asehoy ny tava ary !!! elah anie fantatro na miafina aza e ! raha ze elah ? tsinjovy ny zanakelah! fa tsisy hisangy amlah eo raha tena elah io !.....
28. bekiraro ( 01/06/2010 09:25)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
29. bekiraro ( 01/06/2010 09:25)
ialahy no mideprrr hanaovan-drapika azy koa izaho aty no lazaina , ahoana fa hantsoiko rapika fa ho hamboariny tsara ialahy
30. pikatti ( 01/06/2010 12:08)
Tsisy hidirako zany bainn a, ny antsika fifanakalozan-kevitra no eto , ary dinidinika mahafinaritra no tadiavin'ny rehetra , OKAY
31. terrywui ( 01/06/2010 20:17)
nahamay elah zay rafroma !....ngaha ny oul ambany saina daholo ? hevitra sy dinika ary politika sy resaka ny eto !!!...fa mivoaha any elah sao Ogako ho hitan'ny pokna rehetra eto ny tena PS nlah rehetra sy ny sarinlah rehetra ! mikozy ah zay !....
32. pikatti ( 02/06/2010 00:59)
Dingano leisy refa tsy mifanaraka @ lohan'lah rawxi a, elah ve no handany rora eto klé, raha mbola izao no ataon'elah dia ho avy tsy ho ela indray ny lagera , aleo ny omaly ho lasa dia mbanjino ny manaraka , fifanajana no tena ady eo, fa tsy provocation , lazaiko @ elah fa betsa @ ireo bandy ireo no afaka manao an'izao ataon'ialahy izao saingy hitondra inona moa?? te hiseho ve fa mahery ??? tsia ny mifanohitra @izay aza no eritreritrin'ny mpisera
33. terrywui ( 02/06/2010 20:17)
tena goagoahina handaniana cartouche iray no mety amlah le !.....
34. bekiraro ( 03/06/2010 01:38)
tena resaka serieux ity fa raha tena sahy ahy ialahy dia raiketo ny week end izao ny fotoana, raha vonona ialahy dia tamy any aho fa tsy mila mandany ticket makaty ialahy, dia ho hitako eo iza amintsika no goaga voalohany !
35. bekiraro ( 03/06/2010 01:38)
tena resaka serieux ity fa raha tena sahy ahy ialahy dia raiketo ny week end izao ny fotoana, raha vonona ialahy dia tamy any aho fa tsy mila mandany ticket makaty ialahy, dia ho hitako eo iza amintsika no goaga voalohany !
36. terrywui ( 04/06/2010 09:18)
hon hon hon ZAMA 91 a!......O lety ry ZAMA91 = zigzag bekiraro a...lehilahy lehibe fotsy volo efa antitra otranlah io ve de mbola manao fisainana zaza alika otrizany ihany ! 2 sec fotsiny ah mitifitra anlah de vita ane!!... tsisy dikany zany!!... fa le antitra vao lasa gaigy ty no tena mahagaga ahy amlah !! sa tsy ampy vady ve elah e?? sa itadiavanay sy Rapika ? sa inona no tena blemnlah ry akama a? fa tena tsy norma tsony ny betronlah leee...teny ratsy zany ataonlah ato zany ry ZAMA91 ..mampalahelo elah ee!!...tsy koà fa ataoko akama foana elah refa afaka ny aretinlah kah !...etsy akainlisany etsy Juvisy misy Psychiatre raha mila elah !..eo EVRY elah de midina kely eo de OK !...tandremo sao manao askidan fa tena efa vizana be le cerveau amle badenina lava !...za tsy hamaly teny ratsy anlah zany na hanao ZIGZAG sy bekiraro sy mbola hamorona vaovao aza elah !...afaka manampy anlah amn resaka vady fotsiny ah raha manqué elah !.....de ajanony amzay ny deliranlah fa tsy ampy Ogako ato elah raha mbola manohy ahy eo !...bon courage
37. bekiraro ( 04/06/2010 09:51)
Ahoana tsy valin'ialahy ny fanontaniko raha tena milay ialahy e, omeo ahy ny adiresy hanaovana fotoana dia izay fotsiny ,tsy mila olo vantara,jerevako tsara araha mazana ialahy , zanaka miaramila e ouaiouay e, PA e, , tsy raharahiko izany ialahy sy izaho izao raha favy ialahy ! aiza tiako mba ho hita, karakory hagnano sa tsy hagnano raha !!!olo mavozo
38. bekiraro ( 04/06/2010 09:51)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652