vaovao ho an ny malagasy ny 07 jona

1. vaovaogasy ( 08/06/2010 07:45)

http://vaovaogasy.blogspot.com/
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:07
2. pikatti ( 08/06/2010 12:33)
Dia inona moa izany fa hahemotra daholo izao hoe daty notonitononina fotsiny t@ ireny resabe fanaon'ny sankalité ireny , mazava be anie fa izay voalazan-drajoelina dia resaka fampandriana andrisa fotsiny , vao niatomboka dia nolazain'ny akamany ihany fa hoe tsy possible daholo ireo daty atolotrao ireo , fa é é é,
Io hoa tsy maintsy hisy foana iny endrika Pretoria iny na aiza ny toerana hanaovana azy na ny fomba hisehoany, tsy mamokatra io tetezamita mitomany prez, mitomany Ray aman-dReny ny Malagasy rehetra io

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
3. locl ( 08/06/2010 16:02)

4. fijo ( 08/06/2010 20:09)
ka nitombona ny ray amandreny mijoro ko.hahaha
5. fijo ( 08/06/2010 20:13)
ny tena mampalahelo dia ity.ireo raiamandreny ireo ve,dia tsy mba nahatakatra,fa tsy mety raha atao henjikenjika toa io ilay raharaha??????
6. Mirananirina ( 09/06/2010 06:30)
raiamandreny???hihihi..hita be hoe zafindohalika,na zafim-paladia no mendrika azy.
7. pikatti ( 09/06/2010 22:07)
Matinareo le RAD fopla klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-sourire-respect.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542