4 no hitako fa ho enjana

1. bobimarolahy ( 11/06/2010 09:17)
Bresil,Argentine,Espagne,Allemagne. Tsy miala @ iray amin'ireo io coupe io. Lafrantsa manonofy atoandro,Italie efa tsy defensif firy intsony,Angleterre tsy dia hita loatra saingy nanafay izay nihaona taminy t@ fifanintsanana, Portugal tsisy joueurs atahorana, I Paraguay no ho surprise eo.

2. 3188 ( 11/06/2010 16:35)
lay argentine no ahiko satria cuba aza maharesy azy 6-1
3. mandrindra ( 14/06/2010 11:12)
tsarovy ilay taona iray fa nanao barazy tamin'ny concacaf i bresil vao tafakatra ary azony ny kopy avy eo.
4. Vuvuzela ( 12/07/2010 21:11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423