Manombok'izao ary dia ataovy ny fanamby

1. LionelMessy ( 11/06/2010 11:59)
Afrique du Sud vs Mexique zà maka Afrique du sud
France vs Uruguay zà maka Uruguay
2. 3188 ( 11/06/2010 16:19)
iza no resy t@ lay south afrique sy mexique fa zah tsy nahita ny 2eme mi-temp.zah uruguay ra messy a!3-1
3. LionelMessy ( 11/06/2010 16:52)
Afrique du Sud 1 - 1 Mexique
Zavatra tokony matin'ny AFS 2-1 ny baolina 88' , nidona potô ndray leisy nefa seul ny attaquant
4. 3188 ( 11/06/2010 17:50)
messy === sao de mba i ra tojo ary ty miondana barca ty. sa tsy izy?
5. Bita ( 12/06/2010 11:13)
F'angaha lahisany tsy mahatsapa fa ny cou hajanona aty Afrika e? Efa olona 10 lahy izao ve lesy tsy resin'ny frantsa ihany ary ny urugay manipy chapeau fotsiny izao Dia
carte rouge omem-potsiny
[/quote]
6. 3188 ( 12/06/2010 13:18)

Bita:

F'angaha lahisany tsy mahatsapa fa ny cou hajanona aty Afrika e? Efa olona 10 lahy izao ve lesy tsy resin'ny frantsa ihany ary ny urugay manipy chapeau fotsiny izao Dia
carte rouge omem-potsiny


[/quote] lay france mihintsy sy urugay samy nandra e
7. 3188 ( 12/06/2010 13:28)
mahay kosa lay korea dy sud kou leaza a!
8. gassmilay ( 12/06/2010 16:07)
Viva Argentina,31183 a tsy azoko TSARA
Angletera vs USA. 2-0 ao zany
9. LionelMessy ( 12/06/2010 16:13)
0-2 pour les Americano tairo ny fanamby ary raha sahy ialahy

messy === sao de mba i ra tojo amessy === sao de mba i ra tojo ary ty miondana barca ty. sa tsy izy?ry ty miondana barca ty. sa tsy izYy?

Zaka ihany e
10. 3188 ( 12/06/2010 16:15)
4-0 mihintsy aza no heritretiko satria efa nanao match mitsapana ireo talohan'ny mondial .resy 3-0 USA T@zay
11. 3188 ( 12/06/2010 16:22)

gassmilay:

Viva Argentina,31183 a tsy azoko TSARA
Angletera vs USA. 2-0 ao zany
mazava be ny victoir ho an'ny england. lampard sy owen roney mbola dangerous
12. 3188 ( 12/06/2010 16:25)
diso fanantenana kely aho t@ nigeria teo .hihihi
13. hery ( 12/06/2010 21:15)
1-1 io e

lolll kay mou efa vita
14. LionelMessy ( 13/06/2010 11:34)
Tairo aloha Rahery raha hanao fanamby a, iza , Algerie sa Slovenie ny ahy mantsy Slovenie 2-1
gassmilay samy afaka,sany tsika sy là macth nul
15. LionelMessy ( 13/06/2010 13:33)
Slovenie1-0 Algerie
Naharesy aloha ny anay Rahery tsy mitriche hotranareo milaza rehefa vita ny baolina hé hé hé
16. LionelMessy ( 13/06/2010 13:35)
Ahoana mbola sahy Ghana vs Serbie ny anah 2-2
17. Bita ( 13/06/2010 14:59)
izaho maka an'ny Ganah jereo ary....1-0
18. wxxx ( 14/06/2010 07:03)
Mahita Bita ouai!!!!! Mahay kosa aloha ny Ghanéen, fa ny nanjó ny Autralie0-4Allemagne tena fanafanan-tena ho an'ny rainimboto leuleu
Ny Algerianina resaka angovy be fotsiny
Slovenie1-0Algerie
Messy ahona ny Camerounais???
19. mandrindra ( 14/06/2010 11:15)
Manana finiavana ny ganeana satraia ry zalahy mihitsy no nanao ny lalao. Somary nampitahottra kely anefa ry zalahy fa vao nitaruka iray noho ny tsy misy dia lasa brouillon
20. 3188 ( 14/06/2010 14:03)
zah cameroun e!2-1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2885