Mitady Circuit integré logique

1. rdr2510 ( 07/06/2010 07:37)
Salut daholo,

Aiza ry zalahy no mba misy mivarotra circuit logique sy microcontrolleur MICROCHIP (PIC 16f84, 18f280,.....) eto tana a.
Tena lany haiky mihintsy aho nitady fa tsy nahita.

Sao mba misy mahita ry zalahy aiza no misy mivarotra fa mba ilaiko re.

Merci d'avance.
novalian'i nilex ny 04/08/2010 06:21
2. nilex ( 04/08/2010 06:21)
salut ,tsy misy eny amin'ny mpivarotra ireny ry namana fa ny fanaovana an'ireny dia izao,mandendeha eny amin'ny brokany eny isotry eny dia mijery ireny carte amidimidindry zalahy ireny dia jerena ilay ci eo aminy ka raha misy ilay tadiavinao dia vidiana ilay carte.
Izay ihany no fika fa tsy misy vaovao ireny,betsaka eny isotry eny famila fotoana sy fahazotoana fotsiny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1482