MIHIDY ny robinet ooooo

1. falimanana ( 12/06/2010 09:15)
-tsy misy handoavana ny karaman'ny mpiasampanjakana intsony am volana ambony!!!
- fanampiana avy am vondrona eropeana dia tapaka !!tsisy tsony
580.000.000 euros
developement rural
transport
fanampiana budget ny malagasy ny ampahany
eo lalalana sy ny sns sekoly sns TAPAKA daolo!!
30% fanampiana am karaman'ny FONKSIONERA


MATY ah volabeakooooooooooooooooooooo!!!
maty ahhh sosibé TSY TOKO TS FOROANAAAAAAAAAAAAAAAAAAaaaaaaaaaaa!!hihihihihihi
novalian'i diloo ny 12/06/2010 10:23
2. diloo ( 12/06/2010 10:23)
Asaivo alohan'i ra-Terri fa lery eto @'ny sera miseo mahita fika hamonjena an'i rajohell, satria angaha ny HAT no mahavita be indrindra tamin'ny Firenena hatramin'izao( Hon!Hon!Hon!): izany hoe betsaka ny asa, voky daholy ny vahoaka, faly daholo ny fonksionera, nidina ny vidimpiainana, mahafinaritra sy manaja ary miaro ny vahoaka ny miaramila Faty, afaka manao ny asany ao anatin'ny democrazy TGV ny mpanao gazety, ary nahazo trano maimaim-poana any Tsiafahy sy Antanimora izay rehetra tsy miombo-kevitra @i lapinou.Raha ny Resaka vola izany , manana vaha olona tsy ilaina ny CI ra-Terry. Sa ahoana ra-Terry?
Ary maninona kay toi raha vao nahita an'i Ra-pika teny 93 nivarotra sopapa boaritra dia nitsaoka azy kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0716