coupe du MONDE!! aleo havadika ndray ny sujet fa mamplélouu b i Wiiwiiwiii
1. falimanana
(
12/06/2010 10:07)
Nijery ny lalao fanokafana ny Filoha Ravalomanana !
Publié par MyDago.com le Samedi 12 juin 2010 à 11 h 02 min, rédigé par admin
President Ravalomanana, invité officiel Coupe du Monde
President Ravalomanana, invité officiel Coupe du Monde
Hitopy atsy Afrika Atrsimo ny mason’ny mpanara-baovao mandritra ny iray volana, amin’ity fiadiana izay ho tompon-daka eran-tany amin’ny baolina kitra ity.Samy manana ny ekipa andrian’ny fony ny tsirairay, ny baolina rahateo boribory.Fantatra fa nanatrika mivantana ity lalao fanokafana ity ny Filoha Ravalomanana niaraka tamin’ireo mpitondra ambony eto Afrika afa-tsy ireo mpitondra VOASAZY!
Partager cet article avec vos amis

novalian'i diloo ny 14/06/2010 23:00
2. diloo
(
12/06/2010 10:35)
Toa saika handeha antsokisoky tamina helicoptère d'occasion novidiana tany @'ny Belges i lery.Saingy voa ny parallélisme ny rotor, niovitra ilay hélico.Dia hoy lery, hoe:aleo ihany tsy anao opération clandestine, fa tsy mamokatra ity fitaovana ity, sao dangy eto aho, eny na dia hivangy ahy eto ra-Terry, avy eo.lol.
3. falimanana
(
12/06/2010 10:46)
http://mydago.com/2010/06/nijery-ny-lalao-fanokafana-ny-filoha-ravalomanana/
4. falimanana
(
12/06/2010 10:49)
raha atao ny kajikajy toa helico RANENY b ny andri wiiiwiiiwii mitovy taona am Johnny halliday sa mbola razokin b otrany wiiwiiwii!!hihihihi
6. Djhamhal
(
12/06/2010 12:36)
blôké leisy léizy ry vaovaogasy â! nefa zay efa té hijery we misy sarin'ny dada sy zandry kely vé ao !! hi hi hi !!!!
7. bekiraro
(
12/06/2010 13:00)
Aiza eeeee , tsy heno feo intsony rasarimbavy, mivoaha tao ialahy wiwiwiwi !!! Mila mihinana an'ialahy ny pokna
Misaotra less rafaly @ sarin'ny DADA
Misy marary TSARA any izay
Misaotra less rafaly @ sarin'ny DADA
Misy marary TSARA any izay
9. diloo
(
12/06/2010 19:42)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-qui-pleure-1.gif[/IMG]
Kii! Nikonetaka i rajoHell fa mbola nahazo reconnaissance foana Dada.
Andefaso an'i Astérix aho[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/asterix_.gif[/IMG] rasaorkaozy hanao garde de corps ahy fa tsy maintsy hanatrika ny 14 juillet aho, dia mba azo sary koa. Ilaiko i le kely matiti lahy Titix iny hiaro ahy sao raha tonga any aho, henjehan'ny GTT ndray.
Tena tsy rariny e, f'inona ary ity nataoka ity dia tsy afaka nijery kopy di maondy.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/mini-pleure-28492.gif[/IMG]
Ay tokoa moa aho sankisione-sankalite.
Tsara fanahy ihany ny mpisera. Omentsika ity fahitalavitra ity izy e:[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/tv-rire.gif[/IMG]
Ary aza mamono mpitandrina sy managadra mpanao gazety intsony, fa raha mitohy io asa ratsinao io, dia mody any @'ny renimalalan'elahy.
D'accord ve ry Andry! Ary aza manao zazamitomany intsony.
Ndry jereo ty izy ry ireto an[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]Faly tsy fidiny , mitsako tsy misy voadakan'ingahy Zuma.Aza manody ny komesa kle.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/smiley_800.gif[/IMG]

10. fijo
(
14/06/2010 11:19)
mba milaza zavatra ry wiwi fa aza manaiky hoann'y pokona fotsiny ao an.
11. terrywui
(
14/06/2010 11:29)
tsy teo ah ra fijo de nivouvou tato nankarenitsofina ireto chien de salon ko ireto fa azafady ra nanaitra an'i fijo mivady natory e !
12. Mirananirina
(
14/06/2010 11:36)
hihihi..ary za tsy tazana teo @sary an!zavatra nangalariko tany @Terrywui ny ivitation an'i TGV..dia teo anilan'dravalo za no nipetraka..
Asa @14 juil na hoavy na tsia
Asa @14 juil na hoavy na tsia
13. terrywui
(
14/06/2010 11:44)
hihihi..ary za tsy tazana teo @sary an!zavatra nangalariko tany @Terrywui ny ivitation an'i TGV..dia teo anilan'dravalo za no nipetraka..
Asa @14 juil na hoavy na tsia
14. ouioui
(
14/06/2010 17:49)
Minanenganony zany hihihi, fay tsara wiwiwiska
Managataha amim-pahatsora raha mila invitation hono e, izay mangataga dia omena fa izay mangalatra dia tsy mahazo fankatoavana
Managataha amim-pahatsora raha mila invitation hono e, izay mangataga dia omena fa izay mangalatra dia tsy mahazo fankatoavana
15. falimanana
(
14/06/2010 22:31)
siks rabekiraro a!
DADA iany no BUSNESSman nampandroso an'i MADAGASIKARA lesy baina a!
DADA iany no BUSNESSman nampandroso an'i MADAGASIKARA lesy baina a!
16. diloo
(
14/06/2010 23:00)
PRESENCE DU PRESIDENT RAVALOMANANA A LA CEREMONIE D’OUVERTURE DE LA COUPE DU MONDE 2010
A l’invitation officielle du gouvernement Sud Africain et de la Fédération Internationale Football
Amateur, le Président Marc RAVALOMANANA et son épouse ont assisté avec les autres chefs
d’état et hauts personnages, le vendredi 11 juin 2010, à la cérémonie d’ouverture de la coupe du
monde de football 2010 qui se déroule actuellement en Afrique du sud.
Notre participation à cette cérémonie souligne l’importance que la communauté internationale
confère à la recherche d’une solution inclusive et consensuelle à la sortie de crise à Madagascar.
La présence du Président Marc RAVALOMANANA réconforte aussi la reconnaissance de la
communauté internationale envers le Président élu de Madagascar.