Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ruz9
(
18/06/2010 06:45)
Tsy rariny raha ny PHAT no hitarika ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.»
[ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba
Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanakal...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:35
neo83
(
18/06/2010 06:12)
Message Box - Application JavaScript
Salama avokoa,
Sao dia misy mahita hevitra kay azafady, nanamboatra site html izaho izany, dia nasina ilay [i]message box - A propos[/i] ireny any amin'ny farany. Dia refa clikena ilay bouton a propo...
tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 07:53
TEGEVE
(
17/06/2010 19:28)
T'Y VAO TENA TAMBABE
Vonjeo ry marina fa tsy fika eee, efa tsy manaiky handroahandroana Ramalagasy , izaho kosa aloha tsy havita hanagadra olona aman'arivony e
VONJEO FA TENA GRAVY TY MARINA E
MIHETSIKA DAHOLO RY ZALAHY A...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 09:58
LionelMessy
(
17/06/2010 17:20)
Raha tsy manamarika ny Frantsay, maharesy .....
Raha tsy maharesy eto ry zalahy ireo dia ahorony ny entana lalàna mody asiana olona
Maxique vs Uruguay efa ho match nul io...
tohiny
novalian'i hery ny 18/06/2010 08:21
vatofototra
(
17/06/2010 15:21)
REGARDER VIDEO 3 mouvances à Mahajanga 16 juin 2010
REGARDER VIDEO 3 mouvances à Mahajanga 16 juin 2010
- Mitety faritany ny ankolafy telo, Mahajanga no nanombohana izany
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
ht...
tohiny
novalian'i Noue ny 17/06/2010 15:37
zano
(
17/06/2010 15:06)
slt
aiza kay no ahitana irea mpanao asa soa eo aminny sehatry ny fanabeazana fa manana sekoly izaho...
tohiny
novalian'i Egregore ny 05/05/2011 14:13
NDINDY
(
17/06/2010 10:59)
FITAIZANA NY MASO
INONA NO FANAFODY NA SAKAFO NA TAMBAVY NA HAFA, HITEZANA NY MASO MBA HAMPATEZA AZY KA TSY HANAOVANA SOLOMASO VETIVETY, NA MBA TSY HANAOVANA SOLOMASO MIHINTSY ? ...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/06/2010 11:30
terrywui
(
17/06/2010 08:31)
MISAOTRA ANAREO RY ZALAH A!!...ity ndray ary ...
vaovao tena mahakasika tanteraka ny fo ary mahafinaritra dia ny nahavitantsika ny LOGO famantarana ny faha 50taona ny fahaleovantenantsika Malagasy !
--Ny fiandrianam-pirenena sy ny Voninahim-pirenena...
tohiny
novalian'i swann ny 21/06/2010 10:04
Mpanazava
(
17/06/2010 05:36)
F'ahoana ireto mandehandeha TSIROAROA miseho mitory mitety tanà na ireto?
Toy izao no voalazan’ny Soratra masina mahakasika ny asa fitoriana. Hoy I Jesosy : «Tsy maintsy mitory ny vaovao tsara any amin’ny Tanana hafa koa aho , fa izany no NANIRAHANA ahy» (Lioka 4:43) ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/07/2010 13:57
terrywui
(
16/06/2010 20:36)
ZAY ZANY E SAMIA MANAO VOADY ETO DAHOLO ARY FA TSY HIVINANY ETO TSONY E
ZA NO MISANTATRA AZY VOALO : IZAHO ANDRYWUI DIT TERRYWUI DIA MAMPILAZA SY MANAO VOADY FA TSY HIVINANY ETO TSONY FA HANAO DINIKA AMPAHENDRENA AMIZAY MANOMBOKA IZAO !!!
DE ALEFASO KOA NENILAISANY AR...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 17/06/2010 10:50
terrywui
(
16/06/2010 14:51)
aok'izay letsy rapika sy faly kely sy diloo le resaka hors sujet fa manimba le serasera a
aleo letsy tena hampiady politika marina isika amle resaka fa lasa resaka misamboaravoara fotsiny le izy fa raha te hiresaka combat amiko elaisany ireo de antsoy amn phonko ah na andao hifanao rdv zan...
tohiny
novalian'i terrywui ny 16/06/2010 20:33
rahery08
(
16/06/2010 12:22)
vohay ny lanitrao!
Miarahaba ny rehetra eto @ serasera!
Mila fanampiana aho ry zareo amin'ity tononkira mitory fitiava-tanindrazana ity ka mba ampio raha misy mahay!
Vohay ny lanitrao
Andriamanitray ö
ka midina ian...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/07/2010 06:45
zigzag
(
16/06/2010 11:02)
aza mody afangaronialahy bandy hafa aho ry amboa ty a!
efa Mavozo ty amboarazana tsy maita lalamPOZA itsoahana tsony ty??d............!!nananani nananana ééé!!
sssssshhh fombampoza!
fa everinialah fa olona 1 iany v no mandalo eto é...
tohiny
novalian'i terrywui ny 16/06/2010 14:52
Mirananirina
(
16/06/2010 10:21)
te hitovy @France
Ary nahoana moa raha mba atao daholo izay ataon'n i sarko eh!te haka tahaka izay atao sy hitovy aminy ,nefa alavitra dia lavitra.
Ohatra fotsiny ry tgv...
tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
terrywui
(
16/06/2010 09:43)
raha tsy pan pan pan no mahazo an'i dada de executé na tadimody eo Analakely izy hono .....
zany zao no resaka malaza eto am tanana aminizao andro zao hoe vao tonga eo iny mpamono olona iny de pan pan pan na executé na be loatra ireo vahoaka matiny !! ka izay mpanohitra sy mpiondana miseho ...
tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
terrywui
(
16/06/2010 08:55)
Fifandaharana tao amin'ny substitute !! pastera Valisoa ve ???
[b][i][u]Fikasana handrava ny «La Gazette»: Ny pasitera Valisoa no nampaniraka [/u][/i][/b]
Hametraka fitoriana eny anivon'ny mpitandro filaminana ny tomponandraikitra ato amin'ny La Gazette...
tohiny
novalian'i terrywui ny 17/06/2010 08:54
soanja
(
16/06/2010 02:15)
Boky fandrahoana avy ao la Reunion
Sao mba misy namana afaka mifandray amiko fa mba maniry te hividy boky fandrahoana sakafo kireoly avy ao la Reunion aho. Afaka mifanakalo koa raha mety boky fandrahoana sakafo kireoly avy aty New Orle...
tohiny
novalian'i mangabe ny 14/01/2011 13:10
zigzag
(
15/06/2010 21:57)
ngah ialah rery no manana basy é
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=1IkDOtEgFKY[/youtube]...
tohiny
novalian'i diloo ny 16/06/2010 11:59
vaovaogasy
(
15/06/2010 21:00)
vaovao tvm en directe sur http://vaovaogasy.blogspot.com/
izao dia afamka atao ny mijery mivantana ny vaovao rehetra eo @ blaogy vaovao malagasy.
Isaorana ny mpandrindra ny serasera mizara ho an ny malagasy ny vaovao
http://vaovaogasy.blogspot.com/...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:32
niryna
(
15/06/2010 20:13)
Itako ny lalan-tsara ka izorako,azoko ny famonjena ka ho tanako
Raha mandinika an'io teny io aho dia izao no fahazoako azy
Itako ny lalan-tsara ka izorako: nanomboka nahafantatra an'ilay kristy mpamonjy sy mpanavotra ahy aho ary tsy mijanona eo fotsiny fa mizotra ...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/06/2010 21:34
