aza mody afangaronialahy bandy hafa aho ry amboa ty a!
1. zigzag
(
16/06/2010 11:02)
efa Mavozo ty amboarazana tsy maita lalamPOZA itsoahana tsony ty??d............!!nananani nananana ééé!!
sssssshhh fombampoza!
fa everinialah fa olona 1 iany v no mandalo eto é

novalian'i terrywui ny 16/06/2010 14:52
2. terrywui
(
16/06/2010 11:08)
de vendrana mitsy letsy elah rapika ka !!!.ze revinlah koa bainn fa ataoko vizana eto elah niany a !...
---analyse voalohany alou: raha tsy rapika marina elah fa bandy hafa defa niantso anah i rapika nikozy hoe ajanony letsy bainn le danielle!.... fa elah rapikandoza mitsy io ee!!...antsoiko alefako hanasa lamba nlah eto i danielle ra mbola manadala ah farany eo elah !!...danielle mahay tsara anle kozy oe bagnolet sy le hoe firy taona sy le hoe sabine sy le sarin'i mirana sy tess namboarinlah !!.ary ny farany tena ngezabe de sarinlah otran sinoasinoa kely ty !!...hatram nanoratako teto nikozy anio danielle io de tsy sahy tena mamaly anah elah rapika fa mialaala fona ! donko ataoko fesona eto mitsy elah fa miandry fotoana mahamety fotsiny azy ah !....en plus za nampiadinlah tam zama fotsiny!!... ssssssshhhhh....avertissement farany ity !!

3. pikatti
(
16/06/2010 11:17)
Elah less de mimenomenona maraina , atoandro , alina eto foana klé, miady à zama ve elah ?? ka elah tsy mahalala afa tsy ny akaman'elah ihany tsinona[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
4. terrywui
(
16/06/2010 14:52)
ajanony amzay letsy rapika le hors sujet lava fa simba ny serasera! ra azo ifonana elah de ifonana !!...