Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywiui
(
23/06/2010 14:32)
Mila mitandriana mafy isika @izao fampandriana andrisa izao
Fampandriana andrisa no ataon'ny Rajoelina @ izao fotoana izao , asiana fety ary somary manadinodino isika fa ny raharaha matahora tsy mijanona tarihin'ny Kl R8 sy ny milisy Ramaroson, io dia midika f...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 09:52
terrywui
(
23/06/2010 14:09)
AZA TERENA IZAHAY HAMOAKA NY HEVITRAY2 EEEEE.....
[img]http://www.basyvava.com/s/cc_images/cache_2797616763.jpg?t=1275932261[/img][img]http://www.basyvava.com/s/cc_images/cache_2797616763.jpg?t=1275932261[/img][img]http://www.basyvava.com/s/cc_images...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:54
OnyRealy
(
23/06/2010 13:35)
FITSARANA KITOATOA ,PETATOKO
[img]http://www.anio-info.com/images/stories/journaux/2306/6.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2010 14:23
Vahoaka
(
23/06/2010 13:30)
RAHA DEMOKRASIA DIA AVELAO NY VAHOAKA HILAZA NY HEVINY
Raha milaza ny heviny ny vahoaka dia lazaina fa manakotaba, manakorontana, dia gadraina , ahidy ny radio , raharaha matahora ve no fototitry ny demokrasia FATY e??...
tohiny
novalian'i soanja ny 23/06/2010 15:58
Vahoaka
(
23/06/2010 13:30)
RAHA DEMOKRASIA DIA AVELAO NY VAHOAKA HILAZA NY HEVINY
Raha milaza ny heviny ny vahoaka dia lazaina fa manakotaba, manakorontana, dia gadraina , ahidy ny radio , raharaha matahora ve no fototitry ny demokrasia FATY e??...
tohiny
tontonsola
(
23/06/2010 13:23)
AZA TERENA IZAHAY RAHA MAMOAKA NY HEVITRAY E
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2010/06/50ans-263x300.jpg[/img][img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2010/06/50ans-263x300.jpg[/img][img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2010/06/50an...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:06
LionelMessy
(
23/06/2010 12:58)
Mitohy hatrany ny pronostic
USA 2-2 Algerie
Slovenie 2-1 Angleterre
Ghana 2-1 Allemagne
Australie 0-2 Serbie
Dia izay ny @ iny aloha ,mandra-pitafa indray...
tohiny
novalian'i LionelMessy ny 03/07/2010 13:09
tiarah
(
23/06/2010 12:02)
Amour passionel, fotoana fohy monja.
Efa niainanareo ve , lay tia tena tia de tsy mahalala n' inona afa tsy izy irery ihany, ny zavatra rehetra zay atao miankina aminy daolo , rehefa tsy mahita azy de tsy misy zavabita .Fitiavana tsy mis...
tohiny
hery
(
23/06/2010 09:56)
Raha tsy hankalaza ny 26 jiona
Raha toa ka tsy te hankalaza ny 26 jiona 2010 ianao dia asa miasa saina fa zonao izany.
Eritrereto ho toy ny migrevy ianao dia tsy misy olana fa mandry tsara ny eritreritra.
Raha hoy ny sasany hoe...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/06/2010 14:45
terrywui
(
23/06/2010 08:29)
J-3 ... sisa de tonga ilay andro lehibe izay nandrasantsika ....
....FETIM-PIRENENA MALAGASY !!!
[img]http://www.vidy-varotra.com/journalO2/images/pub/drapeau-madagascar.gif[/img]
Voninahitra lehibe ho an'ny Malagasy Tsivakivolo io andro lehibe tsy manampaharoa ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:30
rijadolly
(
23/06/2010 03:46)
Quinzaine Internationale Contre la Françafrique
[b]Quinzaine Internationale Contre la Françafrique[/b]
[url=http://]www.stop-francafrique.com/quinzaine.html[/url]...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 18:42
LazaDaddy
(
23/06/2010 01:37)
Aiza ho aiza ny teny Frantsay?
[url=http://www.dailymail.co.uk/news/article-1286758/French-useless-language-says-foreign-minister.html]Tsisy ilana azy ny teny Frantsay[/url] hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Britanika teo aloha....
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:34
xxxw
(
23/06/2010 00:02)
Hifaly miaraka izahay raha tsy foza no eo
Raha manana saina ny foza fa tsy maloto an-doha dia mba fetsifetsy , nahay nanambitamby fom-bahoaka ary namotsotra ny gadra ara-politika ,ny journalistes,sns fa tsy manao tery vaimanta fotsiny, ary mi...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:55
pikanety
(
22/06/2010 17:37)
mba mendrika ny ho tonga any @ 1/4 kosa Uruguay
za aloha dia sur fa ho lasa lavitra ireto Uruguay na dia nahohana an'i la france sy afrique du sud aza aho ,i chili vs @ prochaine match ,1/4 assuré ,araka ny efa nolazaiko t@ ,voalaohany dia ny ny ...
tohiny
novalian'i pikanety ny 24/06/2010 21:35
bazylou
(
22/06/2010 16:52)
debat de fond
TGV izao no ady eo e..
Lazao daholo izay maketsy sy makeroa fa io no mahery ary na resy aza ny frantsay sy tsy tia
Frantsay nefa miteny frantsay sy mampianatra teny frantsay ny zanany ihany le Gasy ...
tohiny
novalian'i diloo ny 23/06/2010 07:02
Ronaldo
(
22/06/2010 15:36)
VITA KETSA FARA VELOMA
IZAY NO ALEHANY REHEFA KALIFIKASIO NANGALARINA T@ IRLANDAIS
[youtube]1TbNVyxHjs[/youtube]eo @ 9' eo ilay tanàna mpangarona ...
tohiny
novalian'i LionelMessy ny 03/07/2010 13:11
tgvafond
(
22/06/2010 15:11)
BOIS DE ROSE DELMAS FRANTSAY
Comores - 1117 rondins de bois précieux de Madagascar saisis au port de Mutsamudu
Depuis le lundi 13 juin 2010, un caboteur malgache « le Soavina III », immatriculé à Tamatave, est bloqué au...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 00:06
terrywui
(
22/06/2010 14:56)
Fay izahay e...lavo lafrantsa nay ...mangidy ny rora !!
tokony aharesy ihany lafrantsa fa nisy nanozona angamba de zao no niafarany !!!! petsa tanteraka !....amin'ny efatra taona ho avy ndray manarina fa lasa lamokany ity !!! voa e....mahamay be !!!...
tohiny
novalian'i zandikely ny 23/06/2010 00:27
terrywui
(
22/06/2010 13:52)
Tsy kobaka ambava tsy wawawa tsony ty ry zareo fa tena izy a!.......
Tonga ry KASSAV !!!....enfin !
izay tarika nampanantenaina fa ho avy hanafana ny Fetin'ny fahaleovatenatsika Malagasy !!!Voninahitra lehibe ho antsika izany ka tokony mba hihetsiketsika isika Malaga...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:29
TEGEVE
(
22/06/2010 13:01)
FRANCAFRIQUE 50ans
[b]Nous avons remis joyeusement le couvert à Madagascar en 1947 et 2009[/b]
[img]http://dutron.files.wordpress.com/2008/08/madagascar_1947_repression-convoi-militaire-francais.jpg?w=300&h=199[/img]M...
tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 00:04
