Aiza ho aiza ny teny Frantsay?

1. LazaDaddy ( 23/06/2010 01:37)
Tsisy ilana azy ny teny Frantsay hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Britanika teo aloha.

Indrisy fa mety tsy hain'ny Haute Autorite de Trahison ny dikan'izany.

Jereo eto
novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:34
2. rijadolly ( 23/06/2010 03:15)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
3. rijadolly ( 23/06/2010 03:29)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
4. rijadolly ( 23/06/2010 03:41)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
5. rijadolly ( 23/06/2010 03:48)
Azafady fa ratsy be ny cont° de lasa in- 3 vo gaga ny tena e!
6. terrywui ( 23/06/2010 14:01)
rijadolly == manao copie coller ndray ? te hiala ps angah elah ?

aona ry admin io bandy manao sabotage ny serasera amin'ny copie coller otran'i batista io a? sao de tokony alàna teo ny IP n'io ?!!!......hon hon hon hon
7. ouioui ( 23/06/2010 14:07)
Efa maty iny andrywui ka sao i terrywui no te hanaraka azy any
8. terrywui ( 23/06/2010 14:22)
ARY LE RAINIVOANJONLAH VE MBOLA VELONA E ?
9. ouioui ( 23/06/2010 15:07)
Rainivoanjo inona izany ry papa, aza misosoka alahelo e
10. terrywui ( 24/06/2010 07:31)
ARY LE BATISTA NINANENGANN INY ?
11. ouioui ( 24/06/2010 08:34)
Ary rangorivaon'ialahy iny , lazaina fa i pikatti nefa ialahy tsara izao iny, tssss, aza manely tsaho papa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1483