Aiza ho aiza ny teny Frantsay?
1. LazaDaddy
(
23/06/2010 01:37)
Tsisy ilana azy ny teny Frantsay hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Britanika teo aloha.
Indrisy fa mety tsy hain'ny Haute Autorite de Trahison ny dikan'izany.
Jereo eto

répondu par ouioui le 24/06/2010 08:34
2. rijadolly
(
23/06/2010 03:15)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
3. rijadolly
(
23/06/2010 03:29)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
4. rijadolly
(
23/06/2010 03:41)
Hay moa ka any amin' ny laharana faha- 6 ny tenyfaranyizaytsyhay? Inona no andrasana tsy hanandratana ny tenitsika raha izany, mbola tratra io laharana io raha izany. MIJORO IANAO FA GASY.
6. terrywui
(
23/06/2010 14:01)
rijadolly == manao copie coller ndray ? te hiala ps angah elah ?
aona ry admin io bandy manao sabotage ny serasera amin'ny copie coller otran'i batista io a? sao de tokony alàna teo ny IP n'io ?!!!......hon hon hon hon

11. ouioui
(
24/06/2010 08:34)
Ary rangorivaon'ialahy iny , lazaina fa i pikatti nefa ialahy tsara izao iny, tssss, aza manely tsaho papa a