J-3 ... sisa de tonga ilay andro lehibe izay nandrasantsika ....

1. terrywui ( 23/06/2010 08:29)
....FETIM-PIRENENA MALAGASY !!!




Voninahitra lehibe ho an'ny Malagasy Tsivakivolo io andro lehibe tsy manampaharoa io !!
efa tsindrian-daona beniany aho fa akaiky ilay ora hifaliana dia ilay fitsingerenan'ny nahazahoana ny FAHALEOVAN-TENAM-PIRENENA !!...

inoana fa ho betsaka dia ho betsaka ireo vahoaka hanatrika izany eny Mahamasina !....



novalian'i ouioui ny 24/06/2010 08:30
2. terrywui ( 23/06/2010 08:31)
io zao le tamin'ny 14 fev 2009 !!!....

bobaka anie leretsy zany oul zany eeeeee.......


ho avy hijery matso daholo ony ireo vahoaka ireo !!!! betsaka ndray ny hialona sy hanopanopa be ato amin'ny 27juin maraina fa jereo anga mou eee......
3. diloo ( 23/06/2010 12:05)
Tsy anao Garden Party ao @'ny toby présidentiel élysée i Sarkozy ny 14 jolay, fa kikina be la Frantsa. Saingy hoy izy aleo alefa ho an'ny foza ny vola hanaovana ny fety de la dépendance de la HAT à la France-Afrique.
Ka ahoana efa vonona izany Toi nanao entrainement miaraka @'i Andry TGV ampadia vody @'ny hira zouk Kassave. Tena mandeha tsara izany ny ody kassavin'i ra-Sarikosy.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/yeti-002.gif[/IMG]Aoka leitsy rawix . Ndray! ndray! ndray!Ekena fa mahay mampadia zoukvodyKassave Toi e! Aoka fotsiny oa.
Jereo koa eto Andry mikofokofoka be fa toa anao concours de dance-mbody zouk-tsorika ianareo mitsama:[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/crabe.gif[/IMG]aoka leitsy Andry fa mahay mandiha elah a.
Aoka leitsy ra-Sarla fa mety ahia @'izay elah mandiha zouk baomba:[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/elephant-rose-danse.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
4. terrywui ( 23/06/2010 13:50)
sali diloo .....! raha eo atokotanin'ny palais des sports eo zao elah no manararaotra mivarotra broka de tena mety hande be mitsy lety a!...kozio rapika de nareo mtsam miara-mibizina eo fa lery kou mivarotra rongony karaoty no asany !... sady mba mampirevy ny vahoaka mijery fety sy miaramila manao matso nareo aminizay !!...

5. ouioui ( 23/06/2010 14:05)
Alefako any @ diloo any daholo ny sarin'ialahy fa ataovy eo ihany , wainnn be eo tena hihihi
6. ouioui ( 23/06/2010 14:06)
Alefako any @ diloo any daholo ny sarin'ialahy fa ataovy eo ihany , wainnn be eo tena hihihi
7. terrywui ( 23/06/2010 14:17)
ZAO ELAH ZAO KOBO BE OE BATISTA DE MBOLA MILA IHANY ....ELAH IANY NO MANANA NY SARIKO ! DE ALEFAKO ANY AMIN'I BAZYLOU SY BILLY ANY DAHOLO KOA IRENY SARINLAH RETRA IRENY FA MITAPITAPIA TSARA EO

FA IZAO ALO LETSY A.....


TENY FILAMATRA TSIKA AMIN'IYT FAHA 50TAONAN'NY FAHALEOVAN-TENATSIKA ITY DIA :





HAMBOPOM-PIRENENA SY FITIAVAN-TANINDRAZANA



8. ouioui ( 23/06/2010 15:15)
Vizana be ialahy izany wiwi , fa ahoana papa a, Frantsay no tomanian'ialahy ttsy lava eto koa mody hoe tanindrazako atanindrazako hihihi
9. diloo ( 23/06/2010 17:25)
Sali ra-Terry,
O leity an! Ny tena saina fanompon'i Toi anie ka Bleu Blanc Rouge e.
Izao Toi menatra fa la risée du monde entier ny tena saina an'i Toi, dia mody ny sainanay Malagasy no ahofahofan'i Toi eo.
Ny saina an'i Toi izao mbola mise en berne fa sans qualités ary niondrika teo anatrehan'ny Bafana Bafana, i Zuma sy ny SADEC.HI!HI!HI!
Petsa kely ndray aloha Toi.
10. 3188 ( 23/06/2010 19:44)


....FETIM-PIRENENA MALAGASY !!!




Voninahitra lehibe ho an'ny Malagasy Tsivakivolo io andro lehibe tsy manampaharoa io !!
efa tsindrian-daona beniany aho fa akaiky ilay ora hifaliana dia ilay fitsingerenan'ny nahazahoana ny FAHALEOVAN-TENAM-PIRENENA !!...

inoana fa ho betsaka dia ho betsaka ireo vahoaka hanatrika izany eny Mahamasina !....




aza mandainga eo elah fa sarin'ny tim tao mahamasina io e!an'i dada reo fa tsy foza fa aza manota fady eo elah
11. terrywui ( 24/06/2010 07:30)
JEREO NY LIEN HTTP NY RY VENDRANA BEUUU A

ZAHAY NO TOMPON'IO FA TSY MIPETRAKA ATY M/CAR MARINA ELAH FA VARIANA AMIN HAKANTON'NY ANY IVELANY ANY DE MITENITENY FONA SISA
12. ouioui ( 24/06/2010 08:30)
Vita indray wiwi t@ iny hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0442